Fanomboana An' I Jesoa

Ny fanomboana an' i Jesoa tamin' ny hazo fijaliana, araka ny Testamenta Vaovao ao amin' ny Baiboly kristiana, dia endriky ny fanamelohana an' i Jesoa na Jesosy izay nofantsihina mihantona amin' ny hazo fijaliana, araka ny fitsarana nataon' i Pontio Pilato (taona 26 -- 36) azy noho ny fiampangan' ny Jiosy (na Jody) azy ho niteny ratsy an' Andriamanitra.

Anisan' ny fitantarana ny Fijaliana (na Fiaretana na Pasiona) ny hasin-dahatsoratra (na perikôpa) momba ny fisamborana sy ny fitsarana sy ny filanjana ny hazo fijaliana ary ny fanomboana an' i Jesoa. Ny andalan-dahatsoratra momba ny fanomboana an' i Jesoa amin' ny hazo fijaliana dia anisan' ny fototry ny fivavahana kristiana.

Fanomboana An' I Jesoa
Kalvary, sary nataon' i Paolo Veronese tamin' ny taonjato faha-16.

Jereo koa

Tags:

BaibolyBlasfemiaFijalian' i JesoaFivavahana kristianaHazo fijalianaJesoaJiosyPontio PilatoTestamenta Vaovao

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Waseca, MinnesotaApôkalipsin' i JoanyOiseMikhaïl Dolivo-DobrovolskiMpamaritra (fitsipiteny)Fanekem-pinoana apôstôlikaFred WackerAlan ArkinFilazantsara araka an' i MatioMisterin' ny Paska(3089) OujianquanEsôterismaEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)Kanonan'ny BaibolyAllainArsesyTranonkalaTempolin' i JerosalemaSrettha Thavisin407Viktor SkrypnykBroney1939Jessica JulinDemôkrasiaFiteny koàEsnesAzia AtsimoKalifaGrisia TalohaMpanampy (fitsipiteny)NGC 5068Fianarana ny fanatontoloanaLa Neuve-GrangeAntanandava (Ambatondrazaka)Wolfgang NeffAndrianaTimurDadabe NoelyLloyd KaufmanApôkrifan' ny BaibolyValpuiseauxFilazam-potoana (fitsipiteny)Kolontsaina malagasyBokin' ny Fitomaniana1218Fiteny kôptaBaiboly Dikanteny Iombonana Eto MadagasikaraKilômetatra toradroaNishapurSiansaKilalakyFanatontoloanaAdy Lehibe FaharoaFiteny finoàDoalisma (finoana)Mary ShelleyGadsden, AlabamaSaint-Pierre-de-MonsHasina (hery tsy hita maso)RanomasinaSainte-Catherine-lès-ArrasWikipediaLiberiaLee David ZlotoffBibyFanonganam-panjakanaBokin' i IsaiaEpistily voalohany ho an' ny KôrintianaTsao ChiehBetsileoAngovo azo havaozinaCambon-et-Salvergues🡆 More