Fanandroana Miankina Amin' Ny Zôdiaka Mikisaka

Ny fanandroana miankina amin' ny zôdiaka mikisaka dia ilay fanandroana mahazatra ny Tandrefana, izay tsy manaraka ny fihodin' ny kintana intsony fa manaraka ny fizaràn-taona ka tsy mitovy amin' ny hafainganam-pihodinan' ny zôdiakan-kintana sady tsy mifanaraka amin' ny antokon-kintana mitovy anarana aminy.

Inty ny fafana maneho ny fahasamihafan' ny zôdiakan-kintana sy ny zôdiaka mikisaka:

Anarana Eva Zodiaka mihodina Antokon-kintana Zodiakan-kintana
Aries (Alahamady) 21 Marsa - 20 Avrily

(31 andro)

18 Avrily - 13 Mey

(25,5 andro)

15 Avrily - 15 Mey
Taurus (Adaoro) 21 Avrily - 20 Mey

(31 andro)

13 Mey - 21 Jona

(38,2 andro)

16 Mey - 15 Jona
Gemini (Adizaoza) 21 Mey - 21 Jona

(31 andro)

21 Jona - 20 Jolay

(29,3 andro)

16 Jona - 15 Jolay
Cancer (Asorotany) 22 Jona - 22 Jolay

(31 andro)

20 Jolay - 10 Aogositra

(21,1 andro)

16 Jolay - 15 Aogositra
Leo (Alahasaty) 23 Jolay - 22 Aogositra

(31 andro)

10 Aogositra - 16 Septambra

(36,9 andro)

16 Aogsitra - 15 Septambra
Virgo (Asombola) 23 Aogositra - 22 Septambra

(31 andro)

16 Septambra - 30 Oktobra

(44,5 andro)

16 Septambra - 15 Oktobra
Libra (Adimizana) 23 Septambra - 22 Oktobra

(30 andro)

30 Oktobra - 20 Novambra

(21,1 andro)

16 Oktobra - 15 Novambra
Scorpio (Alakarabo) 23 Oktobra - 22 Novambra

(31 andro)

20 Novambra - 29 Novambra

(8,4 andro)

16 Novambra - 15 Desambra
Ophiuchus 29 Novembra - 18 Desambra

(18,4 andro)

Sagittarius (Alakaosy) 23 Novembra - 21 Desambra

(29 andro)

18 Desambra - 20 Janoary

(33,6 andro)

16 Desambra - 14 Janoary
Capricornus (Adijady) 22 Desambra - 20 Janoary

(30 andro)

20 Janoary - 16 Febroary

(27,4 andro)

15 Janoary - 14 Febroary
Aquarius (Adalo) 21 Janoary - 19 Febroary

(30 andro)

16 Fenroary - 11 Marsa

(23,9 andro)

15 Febroary - 14 Marsa
Pisces (Alohotsy) 20 Febroary- 20 Marsa

(29 na 30 andro)

11 Marsa - 18 Avrily

(37,7 andro)

15 Marsa - 14 Avrily
TOTALY 365 na 366 andro 366 andro

Jereo koa

Tags:

Fanandroan-kintanaFanandroanaFizaràn-taona

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

ÔseaniaTany efitr' i SinayAntoine de PadoueZafimaniryKatekisma Lehiben' i LoteraFiarahamoninaFiangonana Kristiana (Mpianatr' i Kristy)BarcaHaditaDidy FoloMilina fikajiana lehibe800Rafitra fitantanana votoatinyFitsikerana lahatsoratraRafitra kôneksiônalyVintana (finoan-drazana malagasy)1956AmôritaBaibolyAkademia MalagasyRanomafanaTantaran' ny kristianismaAterinetoZanak' i IsraelyImerina enin-tokoRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)Andriamasinavalona (foko)Garden Grove, KaliforniaNew HampshireEnzimaHelena, MontanaFanjanahantanyBene IsraelyJohn DrydenFiangonana Jesosy Mamonjy13011848Mick JaggerHenihenyEnki (andriamanitra)RainilaiarivonyAngovo azo havaozinaFiteny sinoa mandarinaZazelaRanomasina MatyFanatitraGisaVarimbazahaJean NarivonyAdyTestamenta TalohaDienneChennaiAsorotanyHasidismaBaskira (vahoaka)TournissanBokin' ny OhabolanaKolontsainaZavamaniryMozilla FirefoxKazakstànaAntanosyJesoa araka ny bahaismaHypertext Markup LanguageTantaran' i MadagasikaraOntarioDiberaDelphine SeyrigFiteny mandinkaFaritanyAbrahama (patriarka)TetezanaFamoranaÔliva (zavamaniry)🡆 More