Fanahin' Ny Vatana

Ny fanahin' ny vatana, izay atao fotsiny amin' ny teny malagasy mahazatra hoe fanahy ihany koa, dia fototry ny fahavelomana tsy azo tsapain-tanana, izay manetsika ny vatan' ny zavamananaina (olombelona, biby, zavamaniry sns, arakaraka ny fampianarana sy ny finoana) sy mahatonga azy hanana saina.

Maro dia maro ny fanehoana ara-tandindona na am-panoharana ny fanahy, maro toraka izany koa ny zavatra inoana momba azy. Ahitana izany rehetra izany ny ankabeazan' ny sivilizasiôna araka ny hita amin' ny fiheverana ara-pivavahana, ara-pilôzôfia, ara-psikôlôjia, na araka ny angano sy ny fahalam-bahoaka.

Fanahin' Ny Vatana
Sary nataon' ny mpanakanto mneho ny fialan' ny fanahy avy amin' ny vatana

Jereo koa

Tags:

BibyFilôzôfiaFinoanaFiteny malagasyFivavahanaHaifisaina sy hetsi-poHaifombaOlombelonaZavamanan'ainaZavamaniry

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fiteny grikaFahatorontoronina tsy azon-kelokaFiarahamonim-pirenenaISO 3166-1MatoatoaBabilôniaAbujaFaritany eto MadagasikaraTetrarkiaBorujenAbraham LincolnFanalan-jazaGineaSakramentan' ny fanambadianaSinaSam CassellTokyoFanambaràna ny hevitry ny nofyVolafotsyFianarantsoaBaskin-RobbinsVolahavana GermaineZhiyunFiteny kazàkaLarry SangerEmpira Babilôniana FaharoaBezanozanoFaritra ItasyFiteny lingalaFanekem-pinoana kalkedonianaFiteny pôrtogeySaryAbisiniana (vahoaka)SukarnoMarco VerrattiFiteny ôdiàSergey BrinAlahasatyTim HooglandAntefasyWilliam KamkwambaJudy GarlandAvestaAkanga1896Pat SummittTendrombohitra GarizimaMa Ying-jeouAndroFiteny hebreoFiteny etiôsemitikaFilazantsara araka an' i JoanyJeremy LinTeknôlôjiaMacintoshRepoblika MalagasyCuvillyLoris KariusGrusonFiteny haosaArabia talohan' ny silamoEric ClaptonBrothers GrimmKataraIvica KirinFandoro fôsilyEmpira Persiana AkemenidaRaozyHypertext Markup LanguageJainismaFiangonana Malagasy Tranozozoro AntranobirikyTeletubbiesChignik, AlaskaSolon🡆 More