Fampianarana

Ny fampianarana, dia manan-tanjona ny mampitombo ny fahaizan'ny mpianatra amin'ny alalan'ny fifandraisana an-tsoratra na am-bava.

Ny mpampianatra, ao amin'ny fianarana ankehitirny dia mampianatra mba hampita ny fahaizany.

Ny olona rehetra dia manana zo hianatra, na dia izany aza dia misy ny fampianarana maimaimpoana ary misy ny andoavam-bola.

Ny tanjon'ny fampianarana dia ny:

  • Hampivelatra ny fahalalana ara-tsaina, ny fahaizana, ny talenta voajanahary .
  • Hampiomanana azy handray sy hiatrika andraikitra ho avy.
  • Hanavaozana sy hampandrosoana ny fomba fisainana.
  • Hahazoana fahamatoarana ara-batana sy ara-tsaina ho an'ny mpianatra.
  • Hampivoarana ny toe-tsaina tia mamorona .
  • Hanamafisana ny fifandraisana ara-tsosialy.
  • Hisorohana sy hitondrana ny tsy fitoviana ara-batana, ara-tsaina, ara-kolontsaina ary ara-piaraha-monina.

Tags:

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

JTBCFamelan-kelokaBonnie WrightVampiraFilazantsaraSiramamyDokotra fiompyNikola TeslaDavid HarrerEpistily faharoa nosoratan' i JoanySénéchasFaritany eto MadagasikaraKônfirmasiôna1600Fiteny grika ankehitriny1922Fanekem-pihavanana1720Kanônan' ny BaibolyRanomafana (Taolanaro)22 JonaBritaina LehibeJesoa ara-tantaraTanandava AtsimoFilazantsara araka an' i Joany1780Misiona Evanjelika Teratany eto MadagasikaraShiisma17 AogositraZimrySão Paolo8 FebroarySanta-Kity-sy-NevisyAnjely (araka ny silamo)FiompianaTabascoAntónio CâmaraTandrokaAntrendry (voany)X-SAMPAJezebelaCurrent eventsFarihimenaRoh Moo-hyunBabe PaleyHartmut MehdornRichard FeynmanLoza folo tao EgiptaSôkôlaDrônaTaonaBahaismaMetafizika1700AsaSomatraAntipapaSafipurVitrolles, Bouches-du-RhôneFeoIrànaOtto von BismarckFiteny japôneyZavamiaina bitikaFaritra AnosyBoky voalohan' ny Makabeo1978StôikismaMarombyZava-mahadomelina🡆 More