Kristianisma Fahatongavana Ho Nofo

Ny fahatongavana ho nofo dia foto-pampianarana kristiana izay ilazana fa ny Tenin' Andriamanitra (Logos) dia tonga nofo tao amin' i Jesoa Kristy.

Ambara ao amin' ny fitarihan-tenin' ny Evanjelin' i Joany Izany fampianarana izany (Joa. 1.14). Izany no ivon' ny kristôlôjia.

Kristianisma Fahatongavana Ho Nofo
Ny Fahaterahan'ny Mpamonjy, sary nataon'i Georges de La Tour (1644).

Amin' ny Ktistiana trinitariana, ny fahatongavana ho nofo dia fikambanan' ny sobstansan' Andriamanitra amin' ny natioran' olombelona tao amin' ny persônan' i Jesoa Kristy. Sady misy toetr' Andriamanitra no misy toetr' olombelona (afa-tsy ny fahotana) i Jesoa ka inoan' ny ankamaroan' ny Kristiana fa fahatongavan' Andriamanitra ho nofo amin' ny endrik' olombelona.

Ny fahatongavana ho nofo dia niadian-kevitra hatramin' ireo taonjato voalohan' ny kristianisma. Ny tsy fifanarahan-kevitra ara-teôlôjia nafanafana tamin' izany dia ny amin' ny dôketisma.

Jereo koa

Tags:

Filazantsara araka an' i JoanyFoto-pampianaranaJesoa KristyKristianismaKristôlôjia

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

EjiptaLisitry ny zavatra madinidinika 15001-16000BlaogyMarkus NetelerFanavakavaham-bolon-koditraPtôlemaiôsy VIIIFivavahan-drazana malagasyKabary famangianaAnais, Charente-MaritimeFanandroana malagasyVohemar1894Lewis RickinsonToursLoyall, KentuckyAndreï ArchavineAzia AtsimoFossé, ArdennesRota (Baiboly)Antonio LangellaKilalakyEpistily ho an' ny HebreoMundolsheimAdaoroMarolafy (jeômetria)Hipôlito avy any RômaFilôzôfiaFaritra BetsibokaGuelphWailly-BeaucampFiteny araboAnjara (finoana)AndrianamboninolonaGuy HamiltonZambiaAdizaozaRanavalona IIIBibyAsan' ny ApôstôlyAngovo azo havaozinaZhaodongMaqbool Fida HusainDemôkrasiaBokin' i MôrmônaAlex JofféAntandroyFiangonan' i Jesoa Kristy eto MadagasikaraSabata (jiosy)Frank LebœufZiva28 JanoaryLudwig Wittgenstein1973NGC 4448Kabary tera-baoKarl-Heinz IlschVoninahitra (fivavahana)RanomasinaSerraniaAndrianampoinimerinaFilazantsara araka an' i MarkaX-SAMPAMaurice LévyAntokon-kintana19 NovambraFahotana tamin' ny fototraBoissey, AinEdsger Dijkstra🡆 More