Fjkm Rasalama Maritiora Ambohipotsy

Ny FJKM Rasalama Maritiora Ambohipotsy dia trano fiangonana prôtestanta nohavaozina, miorina ao Ambohipotsy, vakin-tanàna ao Antananarivo.

Tamin' ny taona 1868 no naorina teo amin' ny toerana nahafatesan-dRafaravavy Rasalama maritiora ilay tempoly ho fahatsiarovana ny nandefonana azy tamin' ny 14 Aogositra 1837.

Fjkm Rasalama Maritiora Ambohipotsy
Ny FJKM Rasalama Maritiora Ambohipotsy
Fjkm Rasalama Maritiora Ambohipotsy
Ny FJKM Rasalama Maritiora Ambohipotsy

Fileovana ao amin' ny Fiangonan' i Jesoa Kristy eto Madagasikara (FJKM), izay fiangonana kristianina lehibe eto amin' ny firenena, ny FJKM Rasalama Maritiora Ambohipotsy.

Tamin’ ny ny 17 Nôvambra 1868 no notokanana ity tempoly ity. Iray taona talohan’ io, tamin' ny taona 1867 no notokanana teo amin' ny toerana nisy ny fonjany ny tempoly FJKM Tranovato Ambatonakanga. Ireo trano roa ireo dia asan' ny mpanao maritrano James Sibree. 2,3 km ny elanelan' izy ireo, mandalo eo anoloan' ny lapan' ny Rova Manjakamiadana.

Tags:

AntananarivoFiangonana nohavaozinaPrôtestantismaRafaravavy Rasalama

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

ShanghaiFanomezana fiton' ny Fanahy MasinaBokin' i HenôkaAlohotsySakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaFiangonan' i Jesoa Kristy eto MadagasikaraVondrom-bokin' i Nag HammadiFanagasianaMpiandry tsaraEvan'ny zodiakaForbesRirininaPort-au-PrinceTanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaNMandravasarotraRioFaritra Atsimo-AndrefanaMozikaAndriamandisoarivoAntambahoakaFisoronana sy fanalana vintanaFiteny tatara krimeanaÔlimpôsy (Torkia)AlahasatySikidy malagasyAbidy malagasyFady (malagasy)AntandroyFanandroanaPaska jiosyFiteny japôneyLibiaAbidyDidy FoloVadin' i MohamadyRanoKabary famangianaŠtefan ČambalMumbai11671997TanzaniaNizeriaISO 4217FanambadianaGoogleTantaran' i MadagasikaraFiadiana ny tompondaka eran-tany ho an’ny kitra 2014Tantaran' ny kristianismaSinaReniranoSakarahaAlemainaFaritanin' i MahajangaBaiboly amin' ny teny malagasyAndriamanitra (tokana)Apôkalipsin' i StefanaKristianisma eto MadagasikaraSilamo eto MadagasikaraAntesakaNofyTantaran' i EtazoniaZafisoroFivavahana eto MadagasikaraAnganoRatsimilahoFanandevozanaKabary tera-baoMenakaFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraPrôtestantisma eto MadagasikaraAntankarana🡆 More