Eseky

Ny eseky dia lalao ilalaovan'olon-droa.

Izy io dia lalaovina ambony baoritra miefamira ahitana efamira roa loko miisa 64. Enina ambin'ny folo no isan'ny piesy azon'ny mpilalao roa lalaovina eny am-piandohan'ny lalao. Ny tanjon'ny mpilalao dia manao esekimaty ny mpiara-milalao.

Eseky
Eseky

Mandritry ny lalao dia mifandimby manisaka piesy eo amin'ny baoritra ireo mpilalao roa ireo. Ny mpilalao atao hoe «fotsy» izay manana piesy manana loko mazava no manomboka ny lalao. Ny mpilalao mifanohitra azy dia ny mpillao «mainty» izay afaka manisaka ny piesy manana loko maizimaizina.

Lalao malaza erak'izao tontolo izao ny eseky ary matetika lalaovina amin'ny fifaninanana eseky. Fialam-bolim-pirenena ao Rosia io lalao io.

Jereo koa

  • Lalao
Eseky 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Bretagne-d'ArmagnacFilazantsaraAljeriaSolombavambahoaka10 AprilySinaEspainaBolgariaFitsapan-kevi-bahoaka410Immanuel KantPaskaFanekem-pinoana apôstôlikaFoko eto MadagasikaraFandriam-pahalemana612Fiteny araboTestamenta VaovaoAsa AkiraJapànaFaraoRanavalona IIFivavahanaBaiboly katôlikaOtrikaretinaTebay (Ejipta)MadagasikaraAmerika AtsimoFampihorohoroanaTetiandro gregôrianaVikingy (vahoaka)Jerosalema18551826BlaogyTantaran' ny kristianismaTanyFiteny katalàna1927AveloHiram-pirenenaGregoriosy avy any NisaZavakantoFiteny siriakaFitsipi-pitenenanaAngleteraAlakaosyFamoranaAndôraJean-Joseph RabeariveloRepoblika Fahefatra (Madagasikara)Sakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaKyivAntankaranaFiteny finoàForyEpifaniaFaritra AnalamangaMats HummelsAndrea ArnoldAzerbaijànaSimiaFamoronana (finoana sy fedrà)MaleziaTeôlôjiaZone FrancAndron'ny TanyFahefana Avon' ny TetezamitaLisitry ny firenena🡆 More