Epikan' I Gilgamesa

Ny Epikan' i Gilgamesa dia tononkalo epika avy any Mezôpôtamia fahiny.

Ny tantaran' ny literatiora Gilgamesa dia manomboka amin' ny tononkalo someriana dimy momba an' i Bilgamesh (someriana hoe "Gilgamesh"), mpanjakan' i Uruk, nanomboka tamin' ny tarana-mpanjaka fahatelo tao Ora (taona 2100 tal. J.K). Ireo tantara tsy miankina ireo taty aoriana dia nampiasaina ho loharanon-kevitra ho an' ny epika mitambatra amin' ny teny akadiana. Ny dikan-teny voalohany mbola velona amin' ity epika mitambatra ity, fantatra amin' ny anarana hoe "Babilônianina Taloha" dia nanomboka tamin' ny taonjato faha-18 tal. tanimaga fanoratana vitsivitsy amin’ izy io ihany no tavela.

Epikan' I Gilgamesa
Epikan' i Gilgamesa

Tags:

Fiteny akadianaGilgamesaMesôpôtamiaOra (tanana tamin'ny Andro Taloha)SomeraTononkalo

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

FivavahanaDiôsezin' i MoramangaRomaniaZanatanin' i Madagasikara sy ny tany miankinaFiteny gojaratyEskatôlôjiaRepoblikaFaritra eto Madagasikara1964Filazantsara araka an' i MatioSikidy malagasySokatraLouis-Claude VincentWayback MachineNaoroFitsipi-pitenenanaEorôpaHindoismaZavamaniryHenri RatsimbazafyTorkiaTsipi-panohizanaLolo vokatraAfrikaNosy SôlômônaMartin LoteraTanalaJiosyFikambanana Iraisam-pirenena ny FrankôfôniaHypertext Markup LanguageMehmedMailakaJoany ApôstôlyLisitry ny filohan' i MadagasikaraFiteny CAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenena1 MartsaBiôgrafiaRevôlisiôna IranianaFahaterahan' i JesoaMetôdismaTantaran' i MadagasikaraFiteny jeôrjianaNjakatianaAndriamanitra (tokana)Radama VoalohanyBokin' ny FitomanianaAndrianampoinimerinaFiarahamoninaAmerika AtsimoKrizy ara-pôlitika teto Madagasikara tamin' ny 2009SodànaBezanozanoAdaloFamoranaHetraSandam-bolaAndy WarholOperaBaraAndry RajoelinaKalandrie litorjika katôlika rômaninaFirenenaRanavalona IISiriaEtazoniaKristôlôjiaFiainana mandrakizayPaska jiosyFianarana ny fanatontoloanaTeboka teloGuangdongMarc RavalomananaLalatiana🡆 More