Durgâ

I Durgâ dia iray amin' ireo endrika lehiben' ny andriamanitra reny atao hoe Devi ao amin' ny hindoisma.

Andriamanitry ny fiarovana, ny hery, ny maha-reny, ny fandravana sy ny ady izy. Ny fedrà momba azy dia mitantara ny adiny amin' ny herin-demony izay nanimba ny fandriampahalemana, ny firoboroboan' ny fiharian-karena, ny ny dharma izay herin' ny tsara mandresy ny ratsy. Inoana ho nanampatra ny hatezerany amin' ny ratsy fanahy i Durgâ mba hanafahana ireo voageja, ka niteraka fandravana hanamafisany ny famoronana izany.

Durgâ

Jereo koa

Tags:

Andriamanitra (ankapobeny)FedràHindoismaRatsyTsara

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Lahatra (finoana malagasy)Sakafo malagasyAntandroyFaritra AnalamangaTodyMenakaFahaterahanaFasanaAndevo (teto Madagasikara)DokuWikiHypertext Markup LanguageFady (malagasy)Filazantsara araka an' i JoanyBaibolyFanambadianaFiteny tsovasaWikiBetsileo1912Asan' ny ApôstôlyMurah Andrialalaina FlorlysNizeriaPôlitika eto MadagasikaraAljeriaSakarahaFiteny nizerô-kôngôleyMichael JacksonTwitterFanandevozanaFiteny tamilyFatranaEvanjelin' ny Apôstôly Roa ambin' ny FoloZairaFanagasianaJean-Joseph RabeariveloApôstôly roa ambin' ny foloMumbaiFanjanahantanyArgonautesMasikoroBokin' i RotaForyFaritra DianaToetanin-jana-pehin-tanyJeôgrafian' i MadagasikaraOurenseDidy FoloRah-CkikyApôkalipsin' i Pseodô-MetôdiôsyRepoblika MalagasySakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaTokantranoKininina (zavamaniry)GrenadyAmerika Latina1167ISO 3166-1MAkoho13 desambra 1991VaryAndriamanitra (ankapobeny)New YorkAdimizanaFoko eto MadagasikaraKameronaAntananarivoEndrika araka anjara asaNjakatianaFahaleovantenaVoahangyAndriamasinavalonaTailandyBezanozanoFrantsa🡆 More