Diakra

Ny diakra na diakôna dia olona manampy ny mpitondra fiangonana kristiana amin' ny fanaovan-draharaha ao am-piangonana isan-toerana.

Safidina arakaraka ny finoany sy ny hatsaran' ny fitondran-tenanany ny olona hatao diakôna. Izy no miandraikitra ny asa sasany ao amin' ny fiangonana.

Diakra
Diakra katôlika mihira

Avy amin' ny teny grika hoe διάκονος / diakonos, izay midika hoe "mpanompo" ny teny hoe diakra na diakôna. Tsy mitovy lanja na andraikitra ny olona atao hoe diakra na diakôna ao amin' ny fiangonana katôlika na ôrtôdôksa na anglikana na prôtestanta na evanjelika.

Jereo koa

Tags:

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

OmbySakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaKapreôloAndriamasinavalona (foko)Tontolo AraboJesoaFahaterahanaDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)AfrikaKôlôidaKevin DurantMandravasarotraMagic JohnsonAsorotany1992Hermann LeyTovana (fitsipiteny)Andriamanitra ZanakaAbimelekaAurangzebAndron'ny Fetin'i PatrisyFokon' i IsraelyNew YorkListe des indicatifs téléphoniques internationaux par paysZava-mahadomelinaTsirinteny sara-droaLambamenaDisneyAllahTsirintenyHasinaTestamenta VaovaoRatsiraka DidierPaskaFiangonana Loterana MalagasyLalànaJohann SmithGottesheimFaritra eto MadagasikaraZanak' Andriamanitra (maro)FanjanahantanyEtazoniaMeyTovo J'HayFiteny betsileoTorontoKolikolyZemple, MinnesotaKapveraIndôneziaFanambaràna ny hevitry ny nofyBokin' i DanielaAdijadyAlakaraboJapànaKanaana (zanak' i Nôa)EorôpaNGC 3077CMa Ying-jeouFiraisana ara-nofoMatoantenyFiangonan' i AngleteraIndiaBill RussellGdańskKor'any🡆 More