Doalkida

Ny Doalkida na Doalkada na Dolkada dia volana fahiraika ambin' ny folo ao amin' ny tetiandro mozilmana.

Iray amin' ireo volana masina efatra ny Doalkida, ka ny telo hafa dia ny Moharamo sy ny Rajabo ary ny Doalhija. Amin' ny teny arabo dia atao hoe ذو القعدة / Dhu al Qidah na Dhu'l-Qa'dah io volana io. Ny volana Saoaly no eo alohany fa ny volana Doalhija kosa no manaraka azy.

Jereo koa

Tags:

DoalhijaFiteny araboMoharamoRajaboSaoalyTetiandro mozilmanaVolana (fotoana)

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Bokin' ny GenesisyLazaina (fitsipiteny)Arsène WengerSaryCurrent eventsBarrieSpokane1 JanoaryEuroFisoronana sy fanalana vintanaJohn LockeMofo tsy misy masirasiraLivronFiangonana Loterana MalagasyAchunKalamVanoJames VI and IRaki-pahalalanaJürgen RischeEkôsyFitohananaAlahasatyAC/DCTena Fiangonan' i JesoaMouhammad al-BoukhârîFrantsaMoritz Anton CappellerArkeôlôjiaBergicourtTononkaloFivavahana abrahamikaSrilankaFanjakana MitambatraHazo fijalianaTestamenta Taloha11 NovambraFandriam-pahalemanaVondrona EorôpeanaAndriamangariraAprilyHugo ChávezSingaporoFiteny anglisySahih al-Bukhari6 FebroaryTed LyonsTantaran' i MadagasikaraFilioqueSektaAdventoSebastián BattagliaSiliaNefilimaVintana (finoan-drazana malagasy)Lisitry ny gazety ao MadagasikaraFiteny tamilyFitsanganan' i Jesoa ho velonaLisitry ny zavatra madinidinika 3001-4000FandraisanaSokajin-tenyVladimir LeninArphyAntoko pôlitika malagasyHagia SophiaVoltaireGibraltaraAmerika LatinaVanim-potoana kristiana2022Helodranon' AmpasindavaMarôka🡆 More