Doalhija

Ny Doalhija dia volana faharoa ambin' ny folo ao amin' ny tetiandro mozilmana.

Ny fanaovana fivahiniana masina (arabo: حَجّ / hajj) any amin' ny tanànan' i Meka mandritra ny folo andro voalohany no manamarika io volana io. Iray amin' ireo volana masina efatra ny Doalhija, ka ny efatra hafa dia ny Moharamo sy ny Rajabo ary ny Doalkida. Volana farany amin' ny taona ny volana Doalhija. Ny volana Doalkidà no eo alohany fa ny volana Moharamo, izay volana voalohany amin' ny taona kosa, no manaraka azy.

Jereo koa

Tags:

DoalkidaFivahiniana masinaMeka (Arabia Saodita)MoharamoRajaboTetiandro mozilmanaVolana (fotoana)

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

AristôtyKininina (zavamaniry)EtikaDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)ZairaFanatontoloanaAndrianampoinimerinaIowaHasina (zavamaniry)Fifohazana (kristianisma malagasy)ShanghaiFilôzôfia13 desambra 1991MasikoroMorondavaEtazoniaFahefana Avon' ny TetezamitaOurense1912ForbesTovona (fitsipiteny)Natalie PortmanFanjakan' ImerinaM.I.A.RalamboArintany mahazatraWellington PointAndriantompokoindrindraPaoly (apôstôly)Soratra MasinaZafisoroJodaismaRakibolanaAdy Lehibe FaharoaKolontsaina malagasyPoaceaeApôkalipsin' i Pseodô-MetôdiôsyAnjara asa (fitsipiteny)Asa (mpanjakan' i Jodà)AhidamboFiadiana ny tompondaka eran-tany ho an’ny kitra 2014BordeauxFanambaràna ny hevitry ny nofyMenalambaGovernemantaTodyLahatra (finoana malagasy)Bokin' i AmôsaTetiandro malagasy1997AlahamadyBetsimisarakaBezanozanoFanekem-pinoana apôstôlikaFivarotana andevoMenakaJosip SkoblarPrôtestantisma eto MadagasikaraVoahangyInjenieriaAziaAsan' ny ApôstôlySilamo eto MadagasikaraSakafo malagasyBayer 04 LeverkusenFiteny jeôrjianaFilazantsara araka an' i MarkaMerinaApôkalipsin' i JoanyFahefana mpanatanteraka1853AntsirananaBède le VénérableAbidyMpiandry tsara🡆 More