David Attenborough

Sir David Attenborough dia mpilalao horonantsary fanadihadiana, mpanoratra senariô, mpanoratra ny tantaran'ny fiainany mizaka ny zom-pirenen'i Fanjakana Mitambatra teraka ny 8 Mey 1926 tao London.

Sir David Attenborough
David Attenborough
Ankapobeny
Anarana Sir David Attenborough
Teraka 8 Mey 1926
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Fanjakana Mitambatra
Asa :
  • mpilalao
  • talen-koronantsary
  • mpanoratra senariô
  • mpanoratra ny tantaran'ny fiainany
Fiainana manokana

Nanao fandaharana amin'ny fahitalavitra, sy nanoratra boky, momba Madagasikara David Attenborough. Roa karazana zavamanan'aina anarana nomena azy David Attenborough amin'ny Madagasikara ny angidina Acisoma attenboroughi sy ny makamba Ctenocheloides attenboroughi.

Nahatratra diplaoma tamin'ny siansa natoraly amin'ny Cambridge University sy nahazo 35 mari-pankasitrahana. Fara 15 karazana zavamanan'aina anarana nomena azy David Attenborough amin'ny planeta

Ny fiainany manokana

Ny mpiray tam-po dia mpitantana John Attenborough sy mpilalao sarimihetsika Richard Attenborough.

Jereo koa

Rohy ivelany

David Attenborough 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

Fanjakana MitambatraLondon

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

VolamakaTononkaloÔlimpôsy (Torkia)FacebookFitenim-paritra malagasyFiteny betsimisaraka avaratraKabary am-panambadianaRalaimongo JeanBokin' i HenôkaTsirinteny sara-droaRirininaZon' olombelonaFanahy (kolontsaina malagasy)Repoblika Demokratika MalagasyMpiandry tsaraFivavahan-drazana afrikanaSiliaFanomezana fiton' ny Fanahy MasinaRajoelina AndryApôkalipsin' i Pseodô-MetôdiôsyFiteny aostrônezianaPaska jiosyVarotraOhabolanaBritaina LehibeFanavaozana prôtestantaFiteny kantôneyFanagasianaFoko eto MadagasikaraBokin' ny MakabeoRApôkrifan' i JoanyApôstôly roa ambin' ny foloImanoelaAhidamboFiangonan' i Jesoa Kristy eto MadagasikaraFanahy Masina (kristianisma)Faritany eto MadagasikaraOurenseIndiaFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraTantaran' ny kristianismaDokuWikiFanambadianaAlahamadibeNofyKantoRalamboTwitterAndriamanitra (tokana)Filazantsara araka an' i MarkaRakibolanaSakramentan' ny fanambadianaSokelaJodaismaSakafo malagasyFaritra AnosyRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)Fizaràn-taonaAndevo (teto Madagasikara)Khadija al-SalamiJeôgrafian' i MadagasikaraOmbyTany lemakaZhuge LiangFamadihanaWikipediaAnjelyKôrea AtsimoZafisoroWikiMpampiankin-tenyFiteny tsôkotao🡆 More