Connecticut

Ny Kaonektiktioty, na Connecticut (amin'ny fiteny anglisy ), dia faritany mizaka tena any Inglatera Vao, any avaratra atsinanan' Etazonia, Ny isam-poniny dia misy 3,5 tapitrisa mahery.

Connecticut
Connecticut
Connecticut

Ny renivohiny dia Hartford, ary ny tanàna ngeza indrindra dia Bridgeport. Any atsinanan'i New York, ny kaonektikioty dia faritany manan-karena, voalohany any Etazonia ho an'ny karamam-ponina, ary ambony hakitroka amin'ny 270 mpo./km².

Ny anarana « Connecticut » dia avy amin'ny fiteny mohegan Quinnehtukqut midika « isian'ny renirano be  » na « amoron-drenirano ».

Jereo koa/Lahatsoratra ilaina

Connecticut 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

Abidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaEtazoniaFaritanyFiteny anglisyHartford, Connecticut

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

FizikaTriniteSoratraTranoAntiziônisma640MadagasikaraFiangonana Ara-Pilazantsara eto Madagasikara4261900Cantin1637Faritanin' i FianarantsoaKanônan' ny BaibolyFinoanaMatoantenyKisarisary Ôfita1870René DescartesLahatra (finoana malagasy)AlakaosyKristianisma eto MadagasikaraClissonKôngô-BrazzavilleLovantsofinaRanomasimbe IndianaSunita WilliamsFitrandrahana alaChagny, ArdennesLigny-sur-CancheFiainana mandrakizayISO 3166-1Adolf HitlerFiaramanidina31 AogositraMakoaTrombaMalaoỳDan RatherAljeriaAndriamanitra ZanakaÔgoza (vahoaka)John H. TaylorPapoazia-Ginea-VaovaoEoklidaJobilyIssy-les-MoulineauxFaritra AtsinananaTaom-baovao malagasy1908Andreas SchnaasVéronique HalloinMalta1830FilipinaChongqingWilliam III an'i AngleteraVoalobokaMarovatoWalter GarganoSteam (serivisy)Gabe NewellFivavahanaSiria-PalestinaKatôlisismaCincinnatiRanomasin'i LigoriaSicilia🡆 More