Buchnera dia karazana zavamaniry ao amin' ny fianakaviana Orobanchaceae (Scrophulariaceae teo aloha) izay misy karazany 138.
Ny karazana fantatry ny maro dia Buchnera americana L..
Amin' ny teny malagasy izy dia mahafaoka ireo atao hoe tambolo na tamboro (Buchnera hispida: tamborintintina, tamborokijoa, tamborotintina; Buchnera leptostachya: ambavo, laingo, tambolokisoa, tongotaintaina; Buchnera teptostachia: tambolo)
Ny karazana Buchnera dia mitsinjara maneran-tany indrindra amin' ny faritra trôpikaly rehetra: Afrika Trôpikaly sy Atsimo, Madagasikara, Saikanosy Arabo Azia Trôpikaly, Aostralia; ary any Amerika Avaratra.
Karazana:
This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Buchnera, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 4.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
®Wikipedia is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki Malagasy (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.