Boston, Massachusetts

Boston dia renivohitra ary tanàna be ny firenena ny Massachussets, any Avaratra antsinanan'ny Etazonia, toeram-be ara-ekonomia sy ara-koltoraly ny Angletera Vao izy.

Boston, Massachusetts
- Boston, Massachusetts
Boston, Massachusetts
Velarantany NC
Isam-ponina 617 594 mpo. mponina
Tanànan-dehibe 4 522 858 mpo.
Ben'ny tanàna Richard Kaysen
Firenena Etazonia
Faritany Massachusetts
Faritra NC

Ilay faribohita, entin'i ben'ny tanàna Thomas Menino, dia mikaonty mponina 589.141 tamin'ny taona 2000, kanefa misy olona 5,8 tapitrisa miaina manodidon'ny tanàna.

Fantatra Boston amin'ny fahatsarana ara-koltoraly misy amin'ny oniversite any maro, ny trano famakiam-boky sy ny festivaly-ny. Voaforon'ny Anglisy tamin'ny taona 1630 nandositra ny fanenjeana azy any Angletera.

Tantara

Taonjato faha 17

Voaforon'ny Anglisy ny tanàn' i Boston tamin'ny taona 1630. Dimy taona taty aoriana, voaforona koa ny Boston Latin School ; Herintaona avy eo, voaforona ny Harvard

Taonjato faha 18

Nisy ny gazety Boston News-letter. tamin'ny taona 1704.

Taonjato faha 19

Taonjato faha 20

Taonjato faha 21

Jereo koa

Rohy ivelany

Tags:

Boston, Massachusetts TantaraBoston, Massachusetts Jereo koaBoston, Massachusetts

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

MenalambaBokin' ny Fitomaniana7 JonaToursLuis E. EchávarriFrantsaKolontsaina malagasyFanavakavaham-bolon-koditraViktor SkrypnykFahotana tamin' ny fototraMaurice LévyArchie W. StraitonNGC 5829VolkanoJacques Abardonado31 AogositraMartioraMalezia2011ÔfitaAntheuilNGC 4088RofiaAndrianamboninolona22 AprilyAndreï ArchavineDokuWikiPiet van ReenenNahomaFaritra BetsibokaAntsirabeVincent KompanyAndriamanitra (tokana)KilalakyX-SAMPAFanonganam-panjakanaArkôntikaVaryRay CharlesCraintilleuxMistery (kristianisma)Sakafo malagasyTovana (fitsipiteny)TeknôlôjiaNôaMareuil-en-DôleMadagasikaraWolfgang NeffBokin' ny mpaminany (Baiboly)BetsileoJapànaBryan CoreyLinksan' i EoraziaGotthilf HagenRirininaBaiboly katôlikaFiraisana ara-nofo1949William AndersNGC 4448Faritra eto MadagasikaraFiarahamoninaManuel FriedrichFilôzôfiaVincenzo RosatiJannero PargoWailJesoa ara-tantaraMatoantenyISO 3166-1AlakaosyFilazam-potoana (fitsipiteny)🡆 More