Boky Ezra-Nehemia

Ny Boky Ezra-Nehemia dia boky tokana tany aloha izay nanambatra ny Bokin' i Ezra sy ny Bokin' i Nehemia.

Izany boky izany dia mirakitra ny tantaran' i Israely hatramin' ny andron' i Adama. Tsy nanasaraka ny boky roa ny dikan-teny grikan' ny Baiboly jiosy amin' ny teny grika atao hoe Septoaginta (na Septanta). Voasaraka izy ireo tamin' ny taonjato voalohany.

Fisarahan' ilay boky ho roa

Nozaraina roa miavaka ilay boky tokana tamin' ny andron' i Ôrigenesy tamin' ny taonjato faha-3, ary ny fanasarahana dia nazava tsara tao amin' ny Baibolin' ny Kristiana eorôpeana tandrefana ka nanaraka izany koa i Hierônimo (na Jerôma) tao amin' ny fandikan-teny latina nataony, dia ny Volgata (latina: Vulgata) izay nanome anarana ny voalohany hoe Esdrasa I sy ny faharoa hoe Esdrasa II. Tamin' ny Andro Antenatenany vao nisaraka ireo boky ireo tao amin' ny Tanakh (Baiboly hebreo).

Loharano lehibe amin' ny fahalalana ny tantaran' ny Jiosy taorian' ny sesitany tany Babilôna ny Bokin' i Ezra sy ny Bokin' i Nehemia.

Jereo koa

Loharano

Tags:

Adama (Baiboly)Bokin' i EzraBokin' i NehemiaFiteny grikaSeptoajinta

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Ravitoto sy henakisoaJean-Joseph RabeariveloFamadihanaDurham, OregonFandraisanaVatovarySolitanySektaEpistily ho an' ny EfesianaBazaltaSokajin-tenyJoany ApôstôlyFilazantsara sinôptikaApôkalipsin' i JoanyFiangonana Ara-Pilazantsara eto MadagasikaraVatovandanaKristianismaRaki-pahalalana1997Malagasy (vahoaka)Emperora CixiKilalaoSakalavaFilazantsaraFiangonana Loterana MalagasyGrisia TalohaMercureySôkôlaAndoharanomaintsoFivalozanaKumarajivaFianarana ny fanatontoloanaRavalomanana MarcFianakaviam-be iraisam-pirenenaTanakhOmbyHezekiaFiolonolonanaLôndônaA. Ernest FitzgeraldIsaia (mpaminany)AntankaranaFanjakan' AndriamanitraPeter BogdanovichMohamadyAthies-sous-LaonPentateokaBokin' i TôbiaFitzhugh LeeTilikambon' i Babela24 JonaMadagasikaraRenyArkanjelyWiki FoundationKarbôninaFilazam-potoana lasaBaiboly katôlikaAdy MangatsiakaHarin-karena faobeHispaniola (nosy)Fifohazana (kristianisma malagasy)SiansaAndrianamboninolonaTetiandro jolianaMpampitohy (fitsipiteny)MediaWikiMatoantenyBetsimisaraka🡆 More