Bokin' I Jeo

Ny Bokin' ny Jeo dia lahatsoratra gnôstika roa.

Na dia asa samy mahaleo tena aza izy roa ireo dia samy hita amin' ny teny kôpta sahidika, ao amin' ny Codex Brucianus, ny Boky voalohan' i Jeo sy ny Boky faharoan' i Jeo. Izy ireo dia fitambarana filazantsara (na evanjely) sy fanambarana esôterika; ny asasoratra dia milaza fa mirakitra an-tsoratra ny resadresaka nifanaovan' i Jesoa na Jesosy tamin' ny apôstôly lahy sy ny mpianany vavy, ary ny fahalalana miafina (gnosis) naharihary nandritra ireo resaka ireo.

Bokin' I Jeo
Pejy ao amin' ny Boky voalohan' i Jeo

Tags:

Apôstôly roa ambin' ny foloEsôterismaFilazantsaraFiteny kôpta sahidikaGnôstisismaJesoa

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Rakotozandry Daniel22ManalalondoSakafo malagasyMadagasikaraAlyaksandar LukhvichTayBaraEglizy katôlika rômaninaApôstôly roa ambin' ny foloVoanemba90591901Fokon' i IsraelyFianakavia-mpanjaka lagidaVoanihoSokajin-tenyLes Aventures de Tintin47OlombelonaSerbiaApôkalipsin' i JoanyMasikoro26291988Hasin-tenyFanambadianaHuang Xianfan67LinuxKalandrie hindoa46Metaly1930OFanavakavahanaLambamena1984Bessa60Mari-piatoanaKônsily ekiomenika1777ForyE17Andriamanitra (finoan-drazana malagasy)1938AmbohidrabibyKolontsainaVaryTantaran'i Madagasikara1867WikiSaint-Julien-en-Saint-AlbanFandaharanaFamoranaPôlitikaDistrikan'i Befotaka AtsimoDSiansa ara-tsôsialyHTsimparifaryOraniôma1944Hong KongBetsimisaraka🡆 More