Bibidia

Ny bibidia dia biby miaina amin' ny toerana voajanahary, tsy nofolahin' ny olombelona mba hompiana ka tsy voafehiny, mamelona ny tenany fa tsy mitady sakafo avy amin' ny olombelona.

Amin' ny heviny mivelatra kokoa, amin' ny maha teny malagasy azy, dia anisan' ny bibidia ny voron-dia. Amin' ny heviny mifintina kokoa dia tsy manondro afa-tsy ireo biby mpihinan-kena mivelona amin' ny toerana ivelan' ny fonenana sy fiasan' ny olombelona (anaty ala, sns) ny teny hoe bibidia.

Bibidia
Voalavon' i Nôrvery

Tags:

BibyFiteny malagasyOlombelona

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Testamenta TalohaFiteny latinaLetôniaAbkaziaMediaWikiMahabad, IsfahanAntesakaFitiavanaFiteny malagasyFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraFitsapan-kevi-bahoakaFisoronana sy fanalana vintanaSary153KameronaAfrika21 MeyAdijadyFehezantenyFiteny hebreo1927Fiteny alemànaToliaraTanyISO 3166-1MatyFilazantsara sinôptikaFisaraham-pahefanaRepoblika Demokratika MalagasyMaoritaniaFahasalamanaDavid N'GogFiteny finoàBolgariaSivilizasiona mikenianaSodàna2006AntemoroKataraRova ManjakamiadanaÔksizeninaIsam-poninaFanahy1945RFatranaPaoly (apôstôly)Tantaran' ny kristianismaEndolzansy1200Fanahy (kolontsaina malagasy)Hajjiabad, HormozganFarao ao amin' ny BaibolyTanzaniaIrànaAndriamasinavalonaFiteny araboFoko eto MadagasikaraTaom-baovao malagasySampan-tenyJesoaZakaFikambanana Iraisam-pirenena ny FrankôfôniaSinaAfrika AfovoanyRanavalona IIISeleokosy IRanavalona IIFloridaPer Brinch Hansen🡆 More