Renirano Betsiboka: Reniranon'ny Madagasikara

Betsiboka dia renirano any amin' ny faritra avaratr' i Madagasikara, mivarina any Mahajanga any amin' ny vavaranon' i Bombetoka.

Misongadina izy noho ny lokondranony mena, vokatry ny fiangonanan' ny potika vatolampy miloko mena voasary.

Renirano Betsiboka: Reniranon'ny Madagasikara
Renirano Betsiboka: Reniranon'ny Madagasikara
Betsiboka
Renirano Betsiboka: Reniranon'ny Madagasikara
Tetezan i Betsiboka LP N°13

Misy fitrangana fikaohan-tany tsikaritra any amin ny faritra avaratra andrefan' i Madagasikara, vokatry ny fanapahana ny hazo any an' ala ho an' ny fambolena sy ny fiompiana nadritry ny 50 taona lasa. Ny renirano Betsiboka dia azon'ny sambo mahazaka hatramin ny 20 taonina hivoizana hatrany Ambato-Boeny.


Jereo koa

Tags:

MadagasikaraMahajanga

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

San FranciscoIndiaFokon' i DanaFibebahanaFiteny alemànaAbidy grikaRôma TalohaDavid N'GogFilazantsara araka an' i LiokaPersiaRepoblika Demokratika MalagasyKolontsaina malagasy1960Zaira2006RômaLalan-jazaFanekem-pinoana nikeanaFamadihanaLisitr' ireo mpanjaka merinaEorôpa AtsimoBiôgrafiaAmbiroaQasr-e QandToetanin-jana-pehin-tanyAfrika AfovoanyFiteny japôneyAbelaIsraelyAdizaozaSokajin-tenySakalavaBootjack, KaliforniaAndrianaRepoblika Demôkratika MalagasySinaMadagasikaraAngatra (lolo)1237Paska1945Taom-baovao malagasyFiteny frisianaJibotỳImmanuel KantTanora Malagasy VononaFanahy (kolontsaina malagasy)Madagasikara zanatany frantsayKônfesyWikipedia amin'ny teny malagasyAsan' ny ApôstôlyTôngaUFiteny aromanianaBokin' i IsaiaSaonjoMozikaTantaran' i AlemainaJerosalema AndrefanaRabatMpanao gazetyFanambadianaSabelioFivarotana andevoJiosyBara6 AogositraPelikanaFiangonana Protestanta Vaovao eto MadagasikaraMaorisyEorôpaAnjara (finoana)TononkaloTantara🡆 More