Betatoato

Ny betatoato dia dihy malagasy nentim-paharazan' ny Bezanozano, izay atao mandritra ny fetim-pianakaviana toy ny fampakaram-bady, ny famadihana na ny fananganana tsangambato.

Amin' ny fandihizana ny betatoato, dia tsy maintsy ahetsika manaraka gadona ny tongotra, ny tanana, ny sandry ary ny soroka. Ny lehilahy mitafy ny malabary vita amin' ny lamba soga, ahantona eo an-tsorony, sady manao satroka be sofina. Ny vehivavy kosa dia manao akanjom-behivavy lava sy misaron-doha ary mamatotra lamba manodidina ny andilana.

Tags:

BezanozanoFamadihanaFampakaram-bady

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

VahombeyMpiambina (anjely)Fitrandrahana alaDokotraSüleyman DemirelBoissey, AinSabata (jiosy)1894Radama VoalohanyBernardino ZendriniFilôzôfiaPedra BonitaCraintilleuxLe PlantayAnkaranaMax ValierFanjakan' ImerinaBootjack, KaliforniaAzia AtsimoJodaismaJerry Lynn RossRepoblika Demôkratika MalagasyLafin-tanyKatsakaZiva640Ady Israeliana-Arabo tamin' ny taona 1948-1949Baiboly katôlikaDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)Carl von LinnéFred Wacker1939Epistily ho an' ny Hebreo19 AprilyFivavahana eto MadagasikaraKameronaPalavas-les-FlotsTestamenta VaovaoChamprond-en-GâtineFanahy MasinaArkôna (gnôstisisma)Fianakaviana (fomba malagasy)Bodo (mpihira)KainaJesoa ara-tantaraRajoelina AndryRota (Baiboly)Fady (malagasy)ArtinsAnganoÔfitaFilazantsara araka an' i LiokaWiki FoundationLalan-jazaRatsiraka DidierKisarisary ÔfitaSaint-Martin-en-CampagneBokin' i HôseaDrônaAntandroyPersepôlisyAlakaosyFoko eto MadagasikaraLa Ferté-ChevresisSaint-Jean-sur-RichelieuSão Bernardo do CampoFiakaran' i Kristy any an-danitraFiangonana Adventista Mitandrina ny Andro FahafitoLisitry ny zavatra madinidinika 11001-12000Darwin, MinnesotaFilazantsara araka an' i Joany1680🡆 More