Akemenida Besosy

I Besosy dia solontenan'ny emperora tany amin'ny faritr'i Baktriana (na Baktria) sady mpitari-tafika tamin'ny nanjakan'i Dariosy III.

Rehefa resin'i Aleksandra Lehibe i Dariosy III ka tamin'ny taona 330 tal. J.K. nandositra dia nivadika tamin'ny mpanjaka i Besosy ka namono azy ary nanandratra ny tenany ho emperora sady nitondra ny anarana hoe Artakserksesy V, nefa nisambotra azy i Aleksandra Lehibe sy nampamonoiny tamin'ny taona 329 tal. J.K.

Akemenida Besosy
Famaliana an'i Besosy

Jereo koa

Tags:

Aleksandra LehibeDariosy III

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Sakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaAndriandranando (foko)Fivarotana andevoGabe NewellPlastikaFotoanaHenri RatsimbazafyLongueville, Pas-de-CalaisMpampiankin-tenyQuébecAsan'ny fiangonanaElon MuskAndriamanitra (ankapobeny)AmbatolaonaSilamo eto MadagasikaraRofiaKazakstànaZhongxiangGibraltaraFaingo mihantonaBokin' i JeoFiteny malayBootjack, KaliforniaTanindrazana, Fahafahana, Fandrosoana1405AlahasatyAbu Dhabi (emirata)AntanosyJeômetriaAndriamangariraFiteny serbaSinaAmpembambazahaRajasthanTsimihetyOusmane Viera DiarrassoubaFandraisanaEvanjelisma eto Madagasikara1200BlaogyPrôtônaViennaSinemaHopitalySakalavaKristianisma eto MadagasikaraBetsimisarakaPrôtestantismaAmbohimasina426South El Monte, KaliforniaTeôlôjiaAviréDan RatherFanahy Masina (kristianisma)OlombelonaBokin' i HenôkaJohn AdamsÉric CantonaBokin' i EsteraZavonaWikibolanaLaura Mañá1944Olik'aratraEoklidaBrexit🡆 More