Azali Assoumani
I Azali Assoumani dia manamboninahitra miaramila sady olon' ny fitondràm-panjakana kômôriana, teraka tamin' ny 1 Janoary 1959 tao Mitsoudjé.
I Azali Assoumani dia manamboninahitra miaramila sady olon' ny fitondràm-panjakana kômôriana, teraka tamin' ny 1 Janoary 1959 tao Mitsoudjé. Nahazo fahefana izy ka lasa filoham-panjakana tamin' ny alalan' ny fanonganam-panjakana nanesorany ny filoham-pirenena mpisolo toerana Tadjidine ben Saïd Massounde tamin' ny 30 Avrily 1999, alohan' ny hahalaniany ho filoham-pirenen' ny Firaisan' i Kômôro tamin' ny taona 2002 sy 2016 ary 2019. Tamin'ny volana mey 2022, nahazo ny fanavahana kaontinantaly ny amboara afrikanina avy amin'ny masoivoho Maraokana any Kaomoro i Azali Assoumani.
This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Azali Assoumani, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply. (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 3.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
#Wikipedia® is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.