Horonantsary, 2009 Avatar

Asio rohy manketo ny lahatsoratra hafa misy fifandraisana amin'ny lazain' ity lahatsoratra ity.

Horonantsary, 2009 Avatar  

Avatar dia filma science-fiction amerikanina nosoratana ary nentin'i James Cameron, miaraka amin'i Sam Worthington, Zoë Saldaña, Sigourney Weaver, Michelle Rodriguez ary i Stephen Lang. Ny tantaran'ilay filma dia amin'ny 2154. Ilay filma dia nivoaka tany Eoropa tamin'ny 16 Desambra 2009 ary tany Amerika Avaratra tamin'ny 18 Desambra 2009.

Ny famoronana ny hevitra momba ilay filma dia nanomboka tamin'ny 1994, tamin'i Cameron nanoratra script miisa pejy 180 ho an'ilay filma. Ny fanombohan'ny fanamboarana ilay filma dia tokony nanomboka tamin'ny 1997 teo aorian'ny famoahana ny filma Titanic fa, arak'i Cameron, ny teknolôjia ilain aho an'ny fanamboarana ny filmany dia mbola tsy misy (tamin'izay fotoana izany). Natohy 10 taona tety aoriana ny asany, tamin'ny ririnina 2005 ary nanomboka nanitatra ny script-n'ny tontolo nofofonina i J. Cameron tamin'ny fanombohan'ny taona 2006.

Io filma io dia anisan'ny filma lafo indrindra tao amin'ny tantaran'ny sinema, arak'i The New York Times, ny tetibolan' Avatar dia 460 tapitrisa Dollar amerikanina tany ho any, fa ny fahombiazany manerana ny tany dia nafahany namoaka tombony afaka 10 andro monja, ary nafahana nampiditra 2,4 miliara dollar amerikanina (voatahiry tamin'ny 21 Febroary 2010) : ilay filma koa dia faha dimy nahatratra fampidiram-bola iray miliara dollar ary voalohany nahatratra ny roa miliara. Afaka 10 herinandro monja, io ny fahombiazana ngeza indrindra an'ny sinema, nandresy an'i Titanic (1,84 miliara USD), mbola nataon'i James Cameron ihany koa. Eo alohan'io fahombiazana manerana ny tany io, efa mitsinjo trilôjia i Cameron.

Horonantsary, 2009 Avatar
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Danemarka1744Fanahin' ny vatanaIstanbulMosavy (finoana malagasy)AhidamboDemonyZanabintana10 AprilyPôlitika eto MadagasikaraRepoblika Malagasy2007Rova ManjakamiadanaVikingy (vahoaka)SoisaFidangan' ny vidim-piainanaVolana1200LisbonAntevatoTontolo iainanaTestamenta VaovaoHasanabad, ReyFitsipi-pitenenana18551963Fiteny frantsayAntesakaPontianakAndriamasinavalona1954Fiteny katalàna17 MartsaVolgataBokin' i IsaiaAnaranaPenguinPelikanaMusianTanzaniaFilazantsara sinôptikaAntemoroISO 4217RabatWikiSokyJiosyAndrea ArnoldAberdeen, South DakotaMianmaraFiangonana kalkedônianaAndron'ny TanyMatoatoaFiraisana ara-nofoBetsimisarakaTononkaloBaolina kitraAurangzebHazo21 MeyRepoblika Demôkratika MalagasyMozilla FirefoxEtazoniaZairaVolamenaSilamoJapànaImmanuel KantAlakaosyEorôpa AtsimoLisitry ny firenenaQasr-e Qand1417🡆 More