Avana

Ny avana dia zavtra hita maso eny amin'ny lanitra miankina amin'ny toetrandro miendrika ampaham-paribolana matevina misy faritra maro mirazotra samy manana ny lokony avy amin'ny mena avy aty ivelany mankamin'ny volomparasy any ivelany.

Ny fitsinjaran'ny voan'orana ny hazavan'ny masoandro no mahatonga azy sy ny fisian'ireo loko maro ireo.

Avana
Avana

Araka an'i Issac Newton dia miisa fito ireo loko ireo, dia ny mena, ny volon-daoranjy, ny mavo, ny maitso, ny manga, ny indigo ary ny volomparasy. Ny loko enina dia loko azo avahana tsara. Ny fahafito dia natovan'i Newton mba hampitovy isa ny lokon'ny avana amin'ny isan'ny maripeo ao amin'ny korisampeo fanaovam-peon-kira.

Jereo koa

Tags:

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Sampy (malagasy)NefertityWiki FoundationBaiboly Dikanteny Iombonana Eto MadagasikaraTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôOhabolanaKristianisma eto MadagasikaraAbdellatif FellainiDokotraTobilehibeArthur RudolphFototeny407Fanahy Masina22 AprilyFahotana tamin' ny fototraRaúl CastroNGC 5829ValpuiseauxRanomasina MediteraneaVincenzo RosatiJairaTahirim-Bolan' ny Firenena Mikambana ho an' ny AnkizyRalaimongo JeanSakramentaLezôtôEpistily voalohany ho an' i TimôtyNoritake TakaharaHipôlito avy any Rômafiompiana1523Fred WackerRatsiraka DidierBokin' i HenôkaCoahuilaLuis E. EchávarriTandrok' Osy (fanandroana)SomatraFahaleovantenaCharles Franklin KetteringAnais, Charente-MaritimeMichel Angelo MorelliWasnes-au-BacSalehabad, IlamZanatenyBokin' i JeoKelsôsySonyIranianina (vahoaka)SonàBetsimisarakaWailDesambraRirininaAlohotsyGrisia TalohaAlahasatyFrantsaViktor SkrypnykEtazoniaFiteny finoàZhaodongPirangaMundolsheim26 MartsaBiôgrafiaAmbodifahitraPaddingtonAntokon-kintanaWayback MachineGiampiero MainiFitenim-paritra malagasySalamo faha-152 hatramin' ny faha-1551680Volkano🡆 More