Volana Hebreo Ava

Ny Ava na Aba dia volana fahadimy ao amin'ny tetiandro litorjika hebreo fa volana fahiraila ambin'ny folo kosa ivelan'ny fivavahana.

Amin'ny teny hebreo dia atao hoe אָב‎ / Av naʾĀḇ io volana io. Ity volana ity dia manitsaka ny volana Jolay sy Aogositra ka misy 30 andro.

Jereo koa

Tags:

Fiteny hebreo

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

SaryPaska jiosyMosesy MaimonidaAfrikaMpisolo (fitsipiteny)Farao ao amin' ny BaibolyRabatAnaranaSoisaWiki21 MeyKataraAntankaranaLloyd KaufmanSoratraEorôpa AtsimoZezikaSolombavambahoaka1431Volana (fotoana)Fanavaozana prôtestantaKolontsaina malagasyAsa AkiraBaolina kitraMerinaFiteny iranianaApôstôly roa ambin' ny folo17371190AngleteraTôngaTeôlôjiaFanambaràna ny hevitry ny nofyRalaimongo JeanFanjakana Mitambatra12371417PontianakApôlinariôsy avy any LaôdikeaWikipediaTrombaGoogleFilôzôfiaAmbitsyFanahy (kolontsaina malagasy)Kharg (nosy)TrondroSeleokosy IVolahavana GermaineFiteny nôrvezianaJean-Joseph RabeariveloEorôpaQotbabadEpifaniaBatismaVintanaSampan-tenyLouis-Claude VincentEkoadôra1200BolgariaTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôPersiaAljeria1826IstanbulHypertext Markup LanguageFiteny frisianaBaiboly katôlikaFilazantsara🡆 More