Saikanosin' I Arabia

I Arabia na ny Saikanosin' i Arabia dia saikanosy lehibe ao atsimo-andrefan' i Azia, eo amin' ny fitohizan' i Azia sy Afrika.

Ampahan' i Atsinanana Akaiky io saikanosy io sady mitana anjara toerana amin' ny lafiny toekarena noho ny fananany tahirin-tsolitany sy etona voajanahary. Amin' ny teny arabo izy dia atao hoe شبه الجزيرة العربية / shibh al-jazīra al-ʿarabīyah ("saikanosy arabo") na جزيرة العرب / jazīratu Al-ʿArab "nosin'ny Arabo".

Saikanosin' I Arabia
Sarin'i Arabia azo avy amin'ny zanabolana

Ireto avy ireo firenena fito ao amin' io saikanosy io: i Arabia Saodita, i Iemena, i Omàna, i Katara, ny Emirata Arabo Mitambatra i Koeity, ary i Bareina.

Jereo koa

Ireo faritra ara-dafintany ao Azia

Fizaràm-paritra hafa ao Azia

Tags:

AfrikaAtsinanana AkaikyAziaFiteny araboSaikanosy

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Rova ManjakamiadanaAveloFilazantsara araka an' i MarkaKabary tera-baoAmerika Atsimo1960Repoblika Demokratika MalagasyJapànaMandravasarotraSilamoAfrika Afovoany1971Fiteny samôrô22 AprilyMatyTanyTanora Malagasy VononaBokin' i DanielaFrantsaHavatsa-UPEMIranianina (vahoaka)TriniteAndron'ny TanyFiteny finoàSoavaly1190AbelaAdijadyFiteny siriakaVolanaZhuge Liang439FahasalamanaMicrosoft WindowsMatoatoaÔksizeninaAzerbaijànaWiki FoundationFiteny romantsaMozikaFanavakavaham-bolon-koditra1927EzekielaFiteny alemànaFahefana mpanatanterakaRaki-pahalalanaSinaMaorisyFANJAKAN’ I MADAGASIKARAFilazantsaraHasanabad, ReyBokyPôlitikaKabary am-panambadianaAlakamisy AnativatoSabelioDanilo GallinariTerakaSamuel RatanyAndrea ArnoldLambamenaFiteny tiorkaAdimizanaJibotỳAzôtaSokySakalavaJiosyFanonganam-panjakanaLalànaFampihorohoroanaAlakaosyAntananarivoForyMohamadyKinshasa🡆 More