Antsingeny

Ny antsingeny (Sesamum indicum) dia zavamaniry maniry isan-taona, ao amin' ny fianakavian-javamaniry Pedaliaceae, ao amin' ny karazana Sesamum, ambolena hahazoana voany.

Tany amin’ ny Zana-kôntinanta Indiana no heverina ho nambolena azy voalohany ary azo inoana fa izy io no zavamaniry misy menaka voalohany nambolena. Ny antsingeny  dia maniry indrindra amin' ny faritra mafana manana toetany an-jana-pehintany sy ambanin-jana-pehintany ary toetany antonony aty Afrika (Sodàna) sy any Azia (India, Mianmara). Nisy fivoarana lehibe any amin' ny firenena atsimon' i Sahara io zavamaniry io noho izy mora ambolena sy noho ny vidim-pamokarana azy ambany.

Antsingeny
Antsingeny
Antsingeny
Voan' antsingeny anaty hodiny
Antsingeny
Amboaran' na antsingeny ahahy

Ny famokarana ny karazana antsingeny fotsy sy manopy fotsy dia manana taham-pitombo avo noho ny fampiasana azy nentim-paharazana any Azia sy noho ny fitombon’ ny mponina any amin' ireo firenena ireo, ary koa ny fampiasana azy mihamitombo hatrany any Eorôpa sy any Amerika Avaratra ary any amin' ny faritra hafa manerana izao tontolo izao amin' ny fanamboaran mofo sy biskitra.

Antsingeny
Voan' antsingeny

Ny voan’ antsingeny (voamaho), izay be lipida, dia ampiasaina manta, torotoroina na atsatsika amin' ny fikarakarana sakafo sy amin' ny fanaova-mofo na ampiasaina hamokarana menaka zavamaniry azo hanina tsy misy fanadiovana.

Antsingeny
Tanin' antsingeny

Tags:

AfrikaAfrika atsimon' i SaharàAziaIndiaMianmaraSodànaZana-Kôntinenta Indiana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

LimaDanemarkaAntevatoAljeriaGambiaTsekiaAntananarivoRepoblika Demokratika MalagasyMozilla FirefoxMaleziaFiangonana Loterana MalagasyFiteny japôneyListrin'ny Farihy eto MadagasikaraHypertext Markup LanguageFanekem-pinoana nikeanaTetiandroFaritany AmerikanaMôsikaoHindoisma eto MadagasikaraFitiavanaRalaimongo Jean410Kor'anyTantaraTriniteFiteny hebreoKharg (nosy)Fitrandrahana harena an-kibon' ny tany eto MadagasikaraFamadihana22 Aprily1035Firenena MikambanaApôstôly roa ambin' ny foloKataraEvekaMetafizikaMatyBatisaEglizy katôlika rômaninaHaisoratraInternet ExplorerFahefana mpanatanterakaSeha-pihariana faharoaFarao ao amin' ny BaibolyWikipediaMalagasy (vahoaka)Benito MussoliniPaoly (apôstôly)Louis PasteurFloridaLoza folo tao EgiptaFamoranaFikambanana Iraisam-pirenena ny FrankôfôniaRômaAfrika1431Fahababoana tany BabilônaJerosalemaIndiaBetelaBolgariaJibotỳAdaoroSampan-tenyFanahy MasinaMosesy MaimonidaMpandrindra milinaHoditraAzôtaISO 3166-1Fiteny frisianaKônfesy🡆 More