Antilôpa

Ny antilôpa dia biby misy nono mandinika, iray sokajy amin' ny omby, manana tandroka poaka aty sy vatana matsoraka lava.

Misy karazany miisa any amin' ny 150 ny antilôpa ka ny ankabeazany dia hita ao Afrika, nefa ahitana azy koa ny any Azia sy ny any Amerika Avaratra. Isan' ny antilôpa ny gazela. Arakaraka ny karazany dia misy ny miaina any anaty ala na any amin' ny tany efitra. Araka ny karazany koa dia milanja 5 kg hatramin' ny 800 kg ny antilôpa.

Antilôpa
Karazana antilôpa any India

Jereo koa

Tags:

AfrikaAmerika AvaratraAziaGazelaOmby

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

RosiaLoka NobelZanamalata1924BetsimisarakaAndrianaSamuel RatanyTetiandro malagasyRova ManjakamiadanaKabary am-panambadianaWikiRobert CailliauRanavalona IEtazoniaFitsipi-pitenenanaPeter KrausBergenFitampohaTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôFindayFilazantsara araka an' i MatioRasoherinaBangladesyFanambadianaTanora Gasy VononaBaiboly katôlikaFariseoMohamadyÉcueilMediaWikiTetiandro litorjika kristianaFiteny alemànaRavelonjanaharySingaporoFiteny malaîka(103906) 2000 DJ58BielôrosiaFanihyEpistily ho an' ny RômanaStockholmMosavy (finoana malagasy)AdijadyFerber EnterprisesJoroSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlika547KaremyFifidianana filoham-pirenena ao Madagasikara 2013DemôkrasiaFiteny malayLiokaBoky faharoan' ny TantaraAndriamasinavalonaRepoblika MalagasyAhidamboOmbyBokin' i IsaiaPretraAmbiroa1543Clarence TownOsloAntankaranaFitodika mpanaoAbidy ara-drafipeo iraisam-pirenenaBezanozanoKabary famangianaMadagasikara512OlombelonaVoahangyIrànaStåle Solbakken🡆 More