Aretina Angatra

Ny angatra dia aretina mifindra amin' ny alalan' ny firaisana ara-nofo vokatry ny Neisseria gonorrhoeae, hitan' i Albert Neisser tamin' ny 1879.

Antibiôtika no anasitranana ny angatra, nefa manomboka misy ny otrikaretina tsy andairan' ny antibiôtika.

  • Vehivavy 15-19 taona ary lehilahy 20-24 taona no tena voan'io aretina io.
  • 2-7 andro ny fotoana iotrehany.
  • Mety tsy ahitana famantarana ivelany io aretina io.
  • Mety hahamora ny famindrana ny Viriosy mahavery fiarovana (VIH) ny fananana io aretina io

Tags:

Firaisana ara-nofo

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

AurangzebBatisaBetelaAbelaFampihorohoroanaAljeriaAngatra (aretina)Seha-pihariana faharoaAdy an-tranoFandriam-pahalemanaOlombelonaLalànaZanabintanaPenguinIranianina (vahoaka)AdimizanaIstanbulAntambahoakaVintana (finoan-drazana malagasy)KolontsainaAberdeen, South DakotaWiki FoundationISO 3166-1Fady (malagasy)Tsipi-panohizanaRy Tanindrazanay malala ôMosesy MaimonidaToetanin-jana-pehin-tanyRivodozaSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaEvekaKristianismaFiteny espaniôlaTrondro2016TrombaMetafizikaFiteny siriakaFrantsaFanandroana malagasyAngleteraBokin' i EzekielaFatranaAhidamboVolgataEzekielaTsekôslôvakiaÔksizeninaEtazoniaHiram-pirenenaRepoblika Fahefatra (Madagasikara)Fiteny alemànaChah BaharPer Brinch HansenFiteny samôrôSilamoAmerika AtsimoHajjiabad, HormozganFitampoha24 FebroaryFiteny grikaTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôBirikyRabatTsekiaAndrianaMeyRepoblika Demôkratika Malagasy1970AdizaozaNosin'ny PaskaMohamady🡆 More