Andriantsimitoviaminandriandehibe

Andriantsimitoviaminandriandehibe dia mpanjaka no rain' Andriamasinavalona izay nodimbiadiny teo amin' ny fanapahana an' Imerina.

Rahefa niamboho Andriantsimitoviaminandriandehibe dia ny zanany lahimatoa Andrianjakatsitakatrandriana aloha no nanjaka nandimby azy tao Antananarivo fa Andrianjakanavalondralambo zandry olona dia nampanoavina teo Alasora nanaraka ilay didy fandovàm-panjakana atao hoe "fanjakana arindra" ka ny zokiny aloha no manjaka, vao izay mandimby ny zandriny, fa hoy rainy taminy: "Zandrin’ olona, fa mahandrasa; kanefa na izany aza, aza malahelo foana fa lahy, lehitsy!».

Tags:

AlasoraAndriamasinavalonaAndrianjakanavalondralamboAndrianjakatsitakatrandrianaAntananarivo

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fitsarana faranyBokin' i IsaiaFanandroanaAlahamadibeFitenim-paritra malagasyNtaoloDidy FoloAsa (mpanjakan' i Jodà)Kabary am-panambadianaAkohoRanoMenakaFoko folo veryHaikyuAljeriaFacebookPlotoFiteny jeôrjianaMetôdiôsy avy any ÔlimpôsyBaiboly Dikanteny Iombonana Eto MadagasikaraSinaJosip SkoblarRakotozandry DanielLahatra (finoana malagasy)MenalambaFaritanin' i MahajangaBetsimisarakaAnjelyBareinaFiadiana ny tompondaka eran-tany ho an’ny kitra 2014AlakaraboBiôgrafiaSokelaRalamboAbidy araboFanahy Masina1853AntsirananaAbidyRatsimilahoItaliaAbidy malagasyEvan'ny zodiakaFianarantsoaLokangaFanambaràna ny hevitry ny nofyFivarotana andevoAurangzebBoky voalohan' ny MakabeoOniversiteAlahasatyArdeshir IraniKolontsainaTokantranoEvanjely miafin' i JoanyWikiFiteny malagasyAhidamboRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)LibiaSôlômônaTany lemakaKôrea AtsimoBokin' i AmôsaAmbiroaTestamenta VaovaoGovernemantaPort-au-Prince🡆 More