Andrianjakanavalomandimby

Andrianjakanavalomandimby dia andriana merina zanak' Andriamasinavalona, nanapaka ny ampahany amin' Imerina (Imerina efa-toko), izay tera-dRamananimerina.

Fony mbola velona Andriamasinavalona dia izy no nifehy ireto vohitra ireto: Ambohitraina, Ambohiborona, Vakinamboanana, Antanamalaza ary Imerinatsimo. Ramananimerina, izay zanak’ andriana avy ao Antananarivo ihany no rany fa tsy Andriamasinavalona.

Jereo koa

Tags:

Andriamasinavalona

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Paoly (apôstôly)Abidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaKolontsaina malagasyFanjakana (Beroroha)Faingo mihantonaCalonne-RicouartGirl Talk50 CentRené CouzinetFiaramanidinaSakramentaFanahyLouis-Claude VincentCasinoMatoantenyKing VidorAfrika Afovoany340Kanônan' ny Baiboly426TsimihetyFiangonana Loterana MalagasyJan HusNeufchâtel-HardelotMiddelburgAsa AkiraFitsarana faranyFanambadianaReniranoNahavandSunita WilliamsSamuel RatanyFiteny okrainianaJean-Joseph RabeariveloTanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaZafisoroSavyÉric Cantona1600TwitterFameno (fitsipiteny)Ondrilahy (fanandroana)Fifohazana (kristianisma malagasy)Fiangonana Protestanta Vaovao eto MadagasikaraCulètreAndriamasinavalona1957Bailleul-lès-PernesPrécy-sous-ThilIsraelyBlaogyMississipi (renirano)DesambraMpampiankinaWiki FoundationMpisolo tena (fitsipiteny)Kanaana (faritra)1900Boris KernerEmirata Arabo MitambatraSolesmes, NordFiteny skôtsyRuesnesRalaimongo JeanShenzhen1804Bokin' ny mpaminany (Baiboly)🡆 More