Andriamanitra Zanaka

Andriamanitra Zanaka no iantsoan' ny Kristiana mino ny Trinite an' i Jesoa Kristy.

Izany dia tsy afangaro amin' ny finoana ny maha Zanak' Andriamanitra an' i Jesoa Kristy izay eken' ny Kristiana rehetra na trinitariana na onitariana, na dia notsoahany avy tamin' ny hoe "Zanak' Andriamanitra" aza ny hoe "Andriamanitra Zanaka". Persôna na Olona faharoa ao amin' ny Andriamanitra Trinite ny Andriamanitra Zanaka (ka persôna voalohany sy fahatelo ny Andriamanitra Ray sy ny Andriamaitra Fanahy Masina).

Andriamanitra Zanaka
Sarin' Andriamanitra Zanaka - nataon' i Emilio Pizarro

Jereo koa

Tags:

Andriamanitra RayFanahy Masina (kristianisma)JesoaOnitarisma (teôlôjia)Persôna (teôlôjia)TriniteZanak'Andriamanitra

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Etazonia36Baiboly katôlika amin' ny teny malagasy1985AntambahoakaFizaràn-taonaHara-magedona1824187828 DesambraVyLisitry ny filohan' i MadagasikaraMasoandroKolontsaina malagasyFacebook191626 OktobraEskatolojia1743KiribatyVladimir ArtemievAotrisyAbakalikiFirenena MikambanaBetsileoKei KumaiTobilehibeRepoblikan'i Afrika AfovoanyRSS13Sina1857SakamalaoPignyEpistily ho an'ny RomanaVelarantanyMari-piatoana1950Empira RômanaFiangonana Jesosy Mamonjy6017Repoblika Fahefatra (Madagasikara)Fameno (fitsipiteny)MahafalyFiteny frantsayGroenlandaMadagasikaraU2AurangzebTsimparifaryLisitry ny gazety ao MadagasikaraAAnatôlia1955901862Tantaran' i MadagasikaraPenguinNRova ManjakamiadanaNioe1901AntesakaRindrankajy fampiharanaFanoharana ny amin' ny voan-tsiparifaryFirenena an-dalam-pandrosoanaApôkalipsin' i JoanyAbidy ara-drafipeo iraisam-pirenenaFivavahanaFampianarana2017Fangitra ara-jeografia1853184516Fiteny tigrinia1929🡆 More