Anaran' Ny Tsy Azo Isaina

Ny anaran' ny tsy azo isaina dia zana-tsokajin' ny anarana izay tsy azo faritana amin' ny alalan' ny mpamaritra isa sady tsy azo faritana amin' ny alalan' ny mpamaritra rehetra afaka mandray ny mariky ny filaza isa (milaza tokana na milaza maro sns).

Mifanohitra amin' ny atao hoe anaran' ny azo isaina izany. Amin' ny fiteny sasany toy ny fiteny frantsay dia matetika ialohavan' ny mpanoritra milaza ampahany ny anaran' ny tsy azo isaina.

Jereo koa

Tags:

Anaran' ny azo isainaAnaranaFilaza isa (fitsipiteny)Fiteny frantsayMpamaritra (fitsipiteny)Mpamaritra isaMpanoritra milaza ampahany

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

MediaWikiDanemarkaPellevoisinToliaraDemonyMandravasarotraBirikyEtazoniaRepoblika Fahefatra (Madagasikara)JibotỳFiteny tiorkaLisbonTrondro410Fanavakavaham-bolon-koditraBaraTSabelioFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraLouis PasteurBetsimisarakaTriniteKabary famangianaKodiaranaTsekôslôvakiaLisitry ny teny ampiasaina amin' ny haitenyFanandroana malagasyMohamadyAntananarivoMôralyAbkaziaTanyNosin'ny PaskaDanilo GallinariRalaimongo JeanFanjanahantanyFanjakana Mitambatra1826KinshasaHasanabad, ReyEorôpa AtsimoFokon' i DanaBetsileoRepoblika MalagasyNelson MandelaBlaogy1737Wayback MachineArjentinaAberdeen, South DakotaFloridaMôsikaoBretagne-d'ArmagnacZairaRy Tanindrazanay malala ôAndrianampoinimerinaTetiandro malagasyZanabintanaKalsiômaAbidy grikaLavarsBokyFitsipi-pitenenanaAlemaina1954Vintana (finoan-drazana malagasy)153Gregoriosy avy any NisaPôlitikaJerosalemaBaolina kitraFandraisana🡆 More