Ampanabaka

Ny Ampanabaka na Farivola na Fanarivoana dia foko ao amin' ny vondrom-poko antemoro, ao amin' ny tapany atsimo-atsinanan' i Madagasikara, ao amin' ny faritra Vatovavy-Fitovinany.

Talohan' ny fikomiana nataon' izy ireo (taona 1883 sy 1894) dia olon-tsotra izy fa tsy andriana na andevo. Taorian' izany fikomiana izany dia nanana ny mpanjakany koa ny Ampanabaka fa tsy niankina amin' ny Anteony. Fidina ny mpanjakan' izy ireo. Izy ireo no maro an' isa raha ampitahaina amin' ny foko antemoro hafa.

Mizara zana-poko na firazanana maro ny Ampanabaka, dia:

  • ny Antesalo,
  • ny Antevohitrindry
  • ny Antemanasara,
  • ny Tsimalazo,
  • ny Vohipataka,
  • ny Antemainty,
  • ny Antefotsy,
  • ny Antevolamena,
  • ny Langibe,
  • ary ny Antemasiry.

Jereo koa

Foko ao amin' ny vondrom-poko antemoro

Boky azo anovozan-kevitra

  • Bradt, Hilary; Austin, Daniel (2007). Madagascar (9th ed.). Guilford, CT: The Globe Pequot Press Inc. pp. 113–115. ISBN 978-1-84162-197-5.
  • Campbell, Gwyn (2012). David Griffiths and the Missionary "History of Madagascar". Leiden, The Netherlands: Brill. ISBN 978-90-04-20980-0.
  • Condra, Jill (2013). Encyclopedia of National Dress: Traditional Clothing Around the World. Los Angeles: ABC Clio. ISBN 978-0-313-37637-5.
  • Diagram Group (2013). Encyclopedia of African Peoples. San Francisco, CA: Routledge. ISBN 978-1-135-96341-5.
  • Dominique Rolland, "Lois naturelles, lois sociales : l'exemple Antemoro (Madagascar)", in Nouvelle revue d'ethnopsychiatrie, no 14, 1989, p. 107-110
  • Dominique Rolland, Matitanana : anthropologie historique du royaume Antemoro, EHESS, Paris, 1993 (thèse)
  • Ferrand, Gabriel (1902). Les musulmans a Madagascar et aux Comores: Troisieme partie - Antankarana, sakalava, migrations arabes. Paris: Ernest Leroux. Retrieved 31 August 2014.
  • Gennep, A.V. (1904). Tabou et Totémisme à Madagascar. Paris: Ernest Leroux. ISBN 978-5-87839-721-6.
  • Hamès, Constant (2007). Coran et talismans: textes et pratiques magiques en milieu musulman. Paris: Karthala. ISBN 978-2-84586-873-1.
  • Hubert Deschamps et Suzanne Vianès, Les Malgaches du Sud-Est : Antemoro, Antesaka, Antambahoaka, peuples de Farafangana (Antefasi, Zafisoro, Sahavoai, Sahafatra), Presses Universitaires de France, 1959, 118 p.
  • Jacques Dez et François Viré, Le "manuscrit Antaimoro" du fonds arabico-malgache du Musée de l'homme, CNRS, Université Paris-VII, Département de recherches linguistiques, 1984, IV-25 f.-[31] f. de dépl. (avec facsimilé du manuscrit)
  • Jacques Philippe Rombaka, Fomban-drazana antemoro = usages et coutumes antemoro, Ambozontany, Fianarantsoa, 1970, 121 p.
  • Jean Tsaboto, Mutation sociale et politique de la société antemoro au XIXe siècle (Sud-Est de Madagascar), EHESS, Paris, 2003, 483 p. (thèse)
  • Le Gros [sic], Guérir chez les Antemoro de Matatana, INALCO, Paris, 1997, 2 vol. (thèse)
  • L'organisation politique et sociale du royaume antemoro, Université de Madagascar (Cahiers du Centre d'études des coutumes), Tananarive, 239 p.
  • Louis Molet, "Quelques contes Makoa et Antaimoro", in Bulletin de l'Académie malgache, nouvelle série, tome XXX, 1951-1952, p. 83-90
  • Narivelo Rajaonarimanana, Savoirs arabico-malgaches : la tradition manuscrite des devins Antemoro Anakara (Madagascar), Institut national des langues et civilisations orientales, 1990
  • Ogot, Bethwell A. (1992). Africa from the Sixteenth to the Eighteenth Century. Paris: UNESCO. ISBN 978-92-3-101711-7.
  • Philippe Beaujard et Jean Tsaboto, "Les parias antemoro : les Antevolo", Actes du Colloque international sur l'esclavage, Antanarivo, 23-28 septembre 1996, p. 383-399
  • Philippe Beaujard, Islamisés et systèmes royaux dans le sud-est de Madagascar : les exemples Antemoro et Tañala, Université de Madagascar, Antanarivo, (tiré à part issu de Omaly sy anio, no 33-36, 1991-1992, p. 235-286
  • Thompson, Virginia; Adloff, Richard (1965). The Malagasy Republic: Madagascar Today. San Francisco, CA: Stanford University Press. ISBN 978-0-8047-0279-9.

Tags:

Andevo (teto Madagasikara)AndrianaAntemoroMadagasikaraVatovavy-Fitovinany

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Washington D.C.Conteville-lès-BoulogneRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)Lisitry ny gazety ao MadagasikaraTolom-bahoaka tamin' ny 1947FatranaWellington PointTantaran' i EtazoniaMpampiankin-tenyVazimbaAlakaosyWiki FoundationRosiaIndiaAdy an-tranoApôstôly roa ambin' ny foloAntsirananaKolontsaina malagasyKabary tera-baoKininina (zavamaniry)Evanjelin' ny Apôstôly Roa ambin' ny FoloFiteny tsovasaEtazoniaTorkiaFiraisana ara-nofoRafitra fitantanana votoatinyFiteny malagasyTestamenta TalohaBibyIFizaràn-taonaRah-CkikyVolana (fotoana)RirininaAbdellatif FellainiAriaryVolamenaKabary famangianaNofyFiteny tsôkotaoBaraOhabolanaFivavahan-drazana malagasyFiainana aorian' ny fahafatesanaAbidy araboBaiboly Dikanteny Iombonana Eto MadagasikaraAntambahoakaSoratra MasinaKolontsainaAngatra (aretina)SakarahaAhidamboFitsarana faranyVolaTodyTantaran' ny kristianismaFacebookFanahy MasinaLokangaFanandevozanaFiteny antandroyBokin' i EzekielaISO 3166-1Sakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaWayback MachineApôkalipsin' i JoanyTokyoSilamo eto MadagasikaraAostraliaFamadihanaFanambadiana🡆 More