Amesha Spenta

Ny Amesha Spenta dia zava-manana aina fito avy amin' ny andriamanitra Ahura Mazda sady manodidina azy, dia ilay andriamanitra avo indrindra ao amin' ny fivavahana zôrôastriana.

Fanahy mahasoa izy ireo sady maneho ny toetr' Andriamanitra sy ny olombelona, ary azo adika hoe "arkanjely".

Zanakalahin' i Ahura Mazda ny telo voalohany amin' izy ireo (i Vohu Manah sy i  Asha Vahishta ary i Xshathra Vairya), fa i Haurvatât sy i Ameretât kosa dia fanomezana nozarain' i Ahura Mazda; ary asan' olombelona miaraka amin' ny fanampian' i Ahura Mazda i Spenta Armaiti.

Ny andian-teny hoe Amesha Spenta dia azo adika hoe "Masina tsy mety maty" na "Mpanao soa tsy mety maty". Taty aoriana, ny fiovaovan' io andian-teny io ao amin’ny fiteny persianan’ ny Andro Antenatenany dia ahitana ny hoe Ameshaspand sy ny hoe Mahraspand na Amahraspand izay an’ny zôrôastrianisma manokana.

Izao ny lisitry ny Amesha Spenta fito:

  • i Spenta Mainyu ("Fanahy malala-tanana"), izay tsy izay fa i Ahura Mazda ihany;
  • i Asha Vahishta ("Fahamarinana faratampony"),
  • i Vohu Mano na Vohu Manah ("Eritreritra Mahitsy"),
  • i Khshathra Vairya na Xshathra Vairya ("Fahefana Irina / Irariana"),
  • i Spenta Armaiti ("Fanoloran-tena masina"),
  • i Haurvatat ("Fahatongalafatra na Fahasalamana"),
  • ary i Ameretat ("Tsy feteza-maty").

Jereo koa

Tags:

ArkanjelyZôrôastrisma

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fihafanan'ny tanyTobilehibeMoritz Anton CappellerSiberiaKolontsaina malagasyFiteny jeôrjianaAmerika LatinaFanalan-jazaFiteny kôsaMeksikaVolanaFiteny rosianaLisitry ny zavatra madinidinika 44001-45000Taom-baovao malagasyVondrona EorôpeanaTorontoRobert MugabeMasikoro6 FebroaryAmontanaArsène WengerFandriam-pahalemanaZava-mahadomelinaMpaminanyJeôrjiaAterinetoFamantarana ny fiavian' ny andron' ny fitsaranaTetiandro hebreoFiteny ôfisialyGeorges AndriamanantenaNGC 2608SakalavaTantaran' ny kristianismaSingaporoMouhammad al-BoukhârîFrancis DrakeEntimilazaFJKM Tranovato AmbatonakangaX-SAMPAFaritra AndroyFotopampianarana sy FanekempihavananaVohimasina NordPentekôtisma eto MadagasikaraLisitr' ireo mpanjaka merinaHerman Francis MarkRaki-pahalalanaEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)SolosainaGugnécourtAndroMpanakanto malagasyNiassaAzôtaAntesakaKaremyRirininaMaebashiSikidy malagasy2009Lisitry ny zavatra madinidinika 3001-4000Brexit5 OktobraKabary famangianaMareuil-sur-AyIngosetiaFiadiana ny tompondaka eran-tany ho an’ny kitra 2010L'Express de MadagascarVanoKôtidivoaraAprilyRepoblikan'i WeimarHenôka🡆 More