Alarobian' Ny Lavenona

Ny Alarobian' ny Lavenona, amin' ny Katôlika, ampitson' ny Talata Matavy, dia andro fivalozana izay manamarika ny fanombohan' ny fari-potoan' ny Karemy izay maharitra efatra andro.

Fety miovaova daty izany. Amin' ny Fiangonana tatsinanana dia ny Alatsinainy Madio no manamarika ny fidirana amin' ny Karemy roa andro alohan' ny Alarobian' ny Lavenona, izany hoe 48 andro alohan' ny fetin' ny Paka (na Paska).

Alarobian' Ny Lavenona
Sorona Masina amin'ny Alarobian'ny Lavenona natao tao amin'ny eglizy Saint-Pierre-le-Jeune any Strasbourg, tamin'y 5 Mars 2014.
Alarobian' Ny Lavenona
Hazofijaliana lavenona

Io anarana io dia avy amin' ny lanonana izay anisiana sarin' ny Hazofijaliana amin' ny lavenona eo amin' ny handrin' ny mpino ho famantarana ny fivalozana. Ny lavenona dia avy amin' ny fandoroana ny sampan-kazo nampiasaina tamin' ny Alahadin' ny Sampan-kazo tamin' ny taona lasa (ilay Alahadin' ny Sampan-kazo izay nankalazaina herinandro iray alohan' ny Paka) sady notsofin-drano ny ampitson' io. Nanomboka tamin' ny Sinaodan' i Benevento tany Italia tamin' ny taona 1091 no lasa fanaon' ny maro ny mankalaza ny Alarobian' ny Lavenona.

Jereo koa

Tags:

Fiangonana TatsinananaFivalozanaKaremyPaka (fety)Paska

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

AmontanaAntarktikaAllemant, MarneEntimilazaFiteny anglisy283XankandiSiansaLetôniaSampy (malagasy)SoratraFarihy MalawiNikola TeslaTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôTaom-baovao malagasyRanavalona IIIL'Express de MadagascarHuai'anGibraltaraMpandrindra milinaHazo fijalianaRazana (finoana malagasy)FatranaMasindahy NikôlaWikibolanaFiteny idisySaolyFahotana tamin' ny fototraVladimir Lenin1745Andron' ny Mesia1936VohiposaRun Run Shaw31 MartsaKabary am-panambadianaFanandroana malagasySahih al-BukhariAndrianjakaHaranita-tsaina voatrolombelonaRemiencourtAlaskaTononkaloLa Jonchère-Saint-MauriceAmerika LatinaHantatianaIsraely697David CameronAntoko pôlitika malagasyEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)Zelandy VaovaoFizaran-taonaFamakafakanaSakramentaTaboryOrson Welles(89128) 2001 UP7Faritra Atsimo-AndrefanaFiteny ordò6 JonaAchunJack London1941Mofo tsy misy masirasiraAntandroySouclinViratyFrancis DrakeFitsanganan' i Jesoa ho velonaPhil JacksonJeôgrafiaFederico PescettoNeôplatônismaAlexander PushkinMoritz Anton Cappeller🡆 More