I Afrika atsimon' i Saharà dia faritry ny kôntinentan' i Afrika izay hita ao atsimon' ny tany efitr' i Sahara.
Firenena miisa 48 no ao amin' io faritra io. Amin' ny ankapobeny dia faritra manana olana momba ny fampandrosoana ara-toekarena i Afrika atsimon' i Saharà.
Ireto avy ireo firenena ao amin' io faritra io: ny Repoblikan'i Afrika Afovoany, i Afrika Atsimo, i Angôla, i Benîno, i Borkina Fasô, i Borondy, i Bôtsoana, i Kapvera, i Eritrea, i Etiôpia, i Gambia, i Gabôna, i Ganà, i Ginea, i Ginea Bisao, i Ginea Ekoatôrialy, i Jibotỳ, i Kamerona, i Kenia, i Kômôro, i Repoblika Demôkratikan' i Kôngô, ny Repoblikan' i Kôngô, i Kôtidivoara, i Lesôtô, i Liberia, i Madagasikara, i Malaoỳ, i Malỳ, i Maoritania, i Maorisy, i Môzambika, i Namibia, i Nizera, i Nizerià, i Oganda, i Roanda, i Saô Tôme e Prinsipe, i Esoatiny (Soazilandy taloha), i Seisely, i Senegaly, i Siera Leôna, i Sodàna, i Sodàna Atsimo, i Sômalia, i Tanzania, i Tôgô, i Tsady ary i Zimbaboe.
Fizaram-paritra ao Afrika:
Faritra hafa:
This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Afrika atsimon' i Saharà, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 4.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
®Wikipedia is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki Malagasy (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.