Abidy Latina

Ny abidy latina na abidy romana dia abidy ahitana litera fototra miisa 26 sady afaka atao sora-baventy na sora-madinika.

Litera ao amin'ny abidy latina no mamorona ny abidy malagasy amin'izao fotoana izao. Mampiasa io abidy io hanoratany ny fiteniny ny ao Eoropa Andrefana sy Eoropa Avaratra ary Eoropa Afovoany. Mampiasa azy koa ireo firenena ivelan'i Eoropa indrindra ireo firenena nozanahin'ny Eoropeana, isan'izany ny ao Amerika Avaratra sy Atsimo sy ny ao Afrika ary ny ao Oseania. Ireto avy ny litera fototra ao amin'ny abidy latina amin'ny endriny soramadinika: a - b - c - d - e - f - g - h - i - j - k - l - m - n - o - p - q - r - s - t - u - v - w - x - y - z. Tamin'ny taona 2002 dia ny 39%n'ny mponina maneran-tany no mampiasa ny abidy latina .

Abidy Latina

Jereo koa

Loharano:

Tags:

AbidyAbidy malagasy

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

AfrikaEvanjely miafin' i JoanyFiteny tatara krimeanaRosiaAndriamanitra (tokana)AndriamandisoarivoLahatra (finoana malagasy)Testamenta TalohaHypertext Markup LanguageKantoFilazantsara araka an' i JoanyAbidy araboSihanakaJodaismaLisitry ny gazety ao MadagasikaraAdimizanaGeorges AndriamanantenaVolana (fotoana)Fiteny nizerô-kôngôleyFiangonan' i Jesoa Kristy eto MadagasikaraFaritanin' i Mahajanga03 janvier 2016AndriamasinavalonaFanavaozana prôtestantaTendrontany AvaratraBaiboly amin' ny teny malagasyFanahy MasinaRalamboRavinalaVolamenaEzekielaAlahasatyTononkalo1200MorondavaSiansaISO 3166-1AhidamboTanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaVadin' i MohamadyAljeriaOhabolanaBareinaBaibolySoratra MasinaBaraFiteny tsôkotaoTetiandro malagasy1853Fitsipi-pitenenanaNjakatianaAlahamadyFrantsaOlombelonaFivavahan-drazana afrikanaSakafo malagasyAndevo (teto Madagasikara)Apôkalipsy gnôstikan' i PeteraRatsiraka DidierFiteny kantôneyFory1997PoaceaeGrenadyTovona (fitsipiteny)Firaisana ara-nofoGoavyTantaran' i EtazoniaFifohazana FarihimenaOurenseFanambaràna ny hevitry ny nofyKôrea AtsimoLisitry ny filohan' i MadagasikaraFaritany eto MadagasikaraFanatontoloana🡆 More