Vahoaka Ôsetiana

Ny Ôsetiana na Ôseta na Ôsa dia vahoaka iraniana monina ao amin' ny faritr'i Kaokazy, any Rosia ary any Jeôrjia, avy amin' ny faritra atao hoe Ôsetia.

Atao hoe ирӕттӕ / irættæ izy ireo amin' ny fiteny ôsetiana fa ოსები / osebi kosa amin' ny fiteny jeôrjiana. Ny fitenin' ny Ôsetiana (fiteny ôsetiana) dia isan' ny fiteny iraniana. Kristiana ôrtôdoksa ny ankabetsahan' ny vahoaka ôsetiana. Vitsy ny Ôsetiana manaraka ny fivavahana silamo. Miisa any amin' ny 750 000 any ho any ny Ôsetiana ka ao Rosia (528 515 tamin' ny taona 2010), ao Ôsetia an' i Alania Avaratra (445 310 tamin' ny taona 2010), ao Ôsetia Atsimo (45 000 tamin' ny taona 2007), ao Jeôrjia (38 028 tamin' ny taona 2002), ao Torkia (100 000) ary ao Siria (61 800) no tena betsaka azy ireo.

Jereo koa

Tags:

Fiteny iranianaFiteny jeorjianaFiteny ôsetianaFivavahana silamoJeôrjiaKaokazyKristianisma ôrtôdôksaRosiaSiriaTorkiaVahoaka iranianaÔsetia AtsimoÔsetia an' i Alania Avaratra

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

NGC 4448SomatraAntanandava (Ambatondrazaka)BeautotAndreï ArchavineTovana (fitsipiteny)Willowbrook, KansasBaiboly Dikanteny Iombonana Eto MadagasikaraTantaraKalandrie GregorianaNeuville-lès-ThisDarwin, MinnesotaAbdellatif FellainiVintana (finoan-drazana malagasy)Faritra BetsibokaMpiambina (anjely)Aldo ViscontiTandrok' Osy (fanandroana)Saint-Sébastien, CreuseMatoantenyAlan ArkinAndriamasinavalonaFiteny lemnianaMikhaïl Dolivo-DobrovolskiBoissey, AinCharles Franklin Kettering4 JonaSaint-Bonnet-de-ChavagneHartmut MehdornKalifaFiteny latinaCraintilleuxSoronaÅge HareideEpistily faharoa ho an' ny TesalônianaMadagasikara27 JonaApôkalipsin' i JoanySarielaSonàGoogleFanjakan' i MenabeTrimôrfika PrôtenôiaNahomaLa Neuve-GrangeFiteny malagasyPapaEspainaSüleyman DemirelAdy Israeliana-Arabo tamin' ny taona 1948-1949Arkôna (gnôstisisma)TimurSaint-Martin-en-CampagneJobilyErnest WaltonForyLitorjiaRoger B. ChaffeeRichard WhitcombPalavas-les-Flots1690Mari-pana19 NovambraCody, WyomingAngôvoGuiratingaManuel Jiménez JiménezLewis Weston DillwynLuis E. Echávarri🡆 More