Vanim-Potoana Kristiana

Ny vanim-potoana kristiana na Anno Domini, hafohezina amin' ny hoe AD, dia manondro fotooana miainga amin' ny taona nahaterahan' i Jesoa Kristy araka ny fiheverana izany tamin' ny taonjato faha-6.

Notapahina ho taona 1 ny "taona nahaterahan' ny Tompo" izay niantatra ny vanim-potoana kristiana, izay antsoina hoe "vanim-potoana iraisana" na "vanim-potoana ifanarahana" na "androntsika". Izany fomba fanisan-taona izany dia noraisin' ny fikambanana iraisam-pirenena.

Ny taona rehetra ao amin' ity vanim-potoana ity, araka ny mahazatra, dia lazaina koa hoe "taorian' i Jesoa Kristy" na "taorian' i Jesosy Kristy", izay hafohezina hoe "taor. J.K.", ary ampiasaina izany raha ilaina ny hanaisotra ny fisalasalana.

Ny taona rehetra ao amin' ny vanim-potoana mialoha ny vanim-potoana kristiana dia matetika antsoina hoe "talohan' i Jesoa Kristy" na "talohan' i Jesosy Kristy", izay hafohezina amin' ny hoe "tal. J.K.".

Tags:

Jesoa

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

MadagasikaraFanavaozana prôtestantaFanabeazana aizana'''Marie-Françoise Talayssat'''FinoanaTelleceyEmirata Arabo MitambatraAntemoroMayotteLahatra (finoana malagasy)SakramentaCharles Grafton PageFivavahanaFanagasianaTrondroAntesakaBanto (vahoaka)Fyodor DostoyevskyJiosyAbdellatif FellainiSikidy malagasyFilazantsara araka an' i MarkaAndro faranyFanafodyOigoro (vahoaka)Sunita Williams1927AngleteraBiôgrafiaBokin' ny NomeryRononoIssy-les-MoulineauxAdolf HitlerNizeriaLvivMalagasy (vahoaka)MatoantenyBokin' ny Mpaminany 12Ny Avana RamanantoaninaVorombolaRova Manjakamiadana799RecifeFiangonana Protestanta Vaovao eto MadagasikaraNeymarLop BuriFiombonan' ny Fiangonana Protestanta eto MadagasikaraRainay any an-danitraFiteny kôreaninaAdalo1926Henri RatsimbazafyPlastikaTeam Fortress 2ChicagoValéry Giscard d'EstaingSiméon RajaonaMaqbool Fida HusainAnglô-Saksôna (vahoaka)ISO 4217Firaisan' ny Skotisma eto MadagasikaraAndreas SchnaasMahajangaAmpondraJoany ApôstôlyAlohotsyFamadihanaWalter Gargano1957Kristianisma eto MadagasikaraLa Capelle🡆 More