Kamerona

I Kamerona dia firenena ao Afrika Afovoany, manana morontsiraka ao amin' ny Ranomasimbe Atlantika; voafatritr' i Nizeria avy ao andrefana, i Tsady ao avaratra-atsinanana, ny Repoblikan' i Afrika Afovoany ao atsinanana, ny Repoblikan' i Kôngô sy i Gabôna ary i Ginea Ekoatôrialy ao atsimo, ary ny Ranomasimbe Atlantika ao atsimo-andrefana; manana velaran-tany mirefy 475 440 km2.

I Yaounde no renivohiny. Mpikambana ao amin' ny Commonwealth i Kamerona. Mizara io firenena io ho roa ny tangoron-tendrombohitra Adamaoua izay ahitana ny tendrombohitra Cameroun ao atsimo-andrefana izay mahatratra 4 095 m. Betsaka biby dia ny ao Kamerona, ka isan' izany ny antilôpa, ny elefanta, ny gôrily, ny liona sns.

Kamerona
Sainan' i Kamerona
Kamerona
Sarin-tany maneho an' i Kamerona

Misy vondrom-poko maro ny ao Kamerona: ny Folany sy ny Kiridy ny ao avaratra, ny vahoaka miteny banto (indrindra ny Bamoleke) ny ao atsimo, ny Pigmea ao amin' ny ala atsimo. Atao hoe Kameroney ny vahoakan' io firenena io.

Kristiana ny ankamaroan' ny vahoaka kameroney, misy koa ireo manaraka ny fivavahan-drazana afrikana animista sy ny silamo. Ny fiteny frantsay sy anglisy no fiteny ôfisialy ao nefa ahitana fiteny afrikana maro koa ao. Tamin' ny taona 1960 no nahazon' i Kamerona ny fahaleovan-tenany.

Miankina amin' ny fambolena ny toekaren' i Kamerona, ka isan' ny volena any ny kafe, ny kakaô, ny ny akondro, ny landihazo (na hasy).

Jereo koa

  • Fiteny ao Kamerona
  • Vahoaka ao Kamerona

Firenena ao Afrika:

Afrika Atsimo - Alzeria - Angôla - Benino - Borkina Fasô - Borondy - Bôtsoana - Ejipta - Eritrea - Esoatiny (Soazilandy taloha) - Etiôpia - Gabôna - Gambia - Ganà - Ginea - Ginea Bisao - Ginea Ekoatôrialy - Jibotỳ - Kamerona - Kapvera - Kenia - Kômôro - Kôtidivoara - Lezôtô - Liberia - Libia - Madagasikara - Malaoy - Malỳ - Maorisy - Maoritania - Marôka - Môzambika - Namibia - Nizera - Nizeria - Oganda - Repoblika Arabo Saharaoy Demôkratika - Repoblika Demôkratikan' i Kôngô - Repoblikan' i Afrika Afovoany - Repoblikan' i Kôngô - Roanda - Saô Tôme e Prinsipe - Seisely - Senegaly - Siera Leôna - Sodàna - Sodàna Atsimo - Sômalia - Sômalilandy - Tanzania - Tôgô - Tonizia - Tsady - Zambia - Zimbaboe


Kôntinenta eto an-tany

Tags:

Afrika AfovoanyAntilôpaCommonwealthElefantaGabônaGinea EkoatôrialyLionaNizeriaRanomasimbe AtlantikaRenivohitraRepoblikan'i Afrika AfovoanyRepoblikan'i KôngôTangoron-tendrombohitraTsadyYaoundé

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

PoopySainte-Catherine-lès-ArrasMichel Angelo Morelli(11569) VirgilsmithArbusigny1827Saint-Sébastien, CreuseMistery masinaRota (Baiboly)Charles Franklin KetteringISO 3166-1KabarySigfrid EdströmBaiboly amin' ny teny malagasyFianarana ny fanatontoloanaSaint-Bonnet-de-ChavagneAldo ViscontiLitorjiaDokuWikiBoissey, AinTandrok' Osy (fanandroana)Fiteny kôptaMaurice LévyVintana (finoan-drazana malagasy)Uniontown, AlabamaEtazoniaTimurFiakaran' i Kristy any an-danitraToursPirangaErnest WaltonSiméon RajaonaFanekem-pinoanaFiteny finoàRova ManjakamiadanaFiloham-pirenena sy mpanjakan'i MadagasikaraAveloMikhaïl Dolivo-DobrovolskiFaritra DianaWasnes-au-BacJiosy araboBenque-Dessous-et-DessusFahaleovantenaAnjanandrianaratraKalandrie GregorianaAlex JofféGeorg BrintrupKelsôsyFitenim-paritra malagasyAmbohidrabibyBernardino Zendrini1690AljeriaSaint-Pierre-de-MonsGregor MendelEpistily ho an' ny KôlôsianaAsorotanyTranonkalaSakramentaAubersAntonio Maria MagroVazimbaSalehabad, IlamLiokaSomatraAndriamasinavalonaAlahamady🡆 More