Baolina Kitra

Asio rohy manketo ny lahatsoratra hafa misy fifandraisana amin'ny lazain' ity lahatsoratra ity.

Baolina Kitra  

Ny Baolina kitra dia fanatanjahantena mampitohitra ekipa roa misy mpilalao 11 isany avy ao anaty kianka. Ny tanjon'ny ekipa iray dia mametraka baolina boribory ao anatin'ny zava-kendrehina any amin'ny sahan'ny ekipa iray, tsy mampiasa tanana, ary matetika kokoa nohon'ny ekipa iray hafa.

Baolina Kitra
Ny mpilalao baolina kitra hamono baolina
Baolina Kitra
Amin'ny baolina kitra, ny tanjon'ny mpankafy dia ny famporisihana ny ekipany mandritra ny lalao.

Ny baolina kitra dia voakaodin'ny britanika tamin'ny faran'ny taonjato faha 19, nanangana federasiôna iraisam-pirenena izy, ny FIFA tamin'ny 1904. Tamin'ny 2006, olona 264 tapitrisa eo ho eo ny isan'ny mpilalao baolina kitra manerana ny tany, ary izy no fanatanjahantena voalohany ao amin'ny ankabeazan'ny firenena. Ny kaontinanta sasany, toy ny Afrika, ny Amerika Atsimo na ny Eoropa, dia voazakazakan'ny baolina kitra. Ny hamoran'ny fitsipi-pilalaovana sy ny havitsy ny fitaovana ilaina mba hilalao azy, dia manazava kely io fahombiazany io.

Baolina Kitra
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Apôkrifan' i JakôbaFaritra eto MadagasikaraFiteny malaiô-pôlineziana andrefana(106689) 2000 WW157FahaleovantenaFifohazana (kristianisma malagasy)PakistànaAmerika AvaratraTeknôlôjiaFanatontoloanaMpisolo fotoanaMartin CooperBatisaBaiboly amin' ny teny malagasyEorôpa AndrefanaPentateokaAntanosyAlex Rodrigo Dias da CostaOlombelonaFifohazana AnkaramalazaEdmund BurkeFiteny frantsayAntemoroFandraisanaEndolzansySarielaKônfirmasiônaAsidra dezôksiribôniokleikaTsindrimandry (fivavahana)Worcester, MassachusettsAndrianampoinimerinaBodo (mpihira)Ry Tanindrazanay malala ôFilipinaNormandiaMpandrindra milinaTobilehibe FarihimenaTaom-baovao malagasyZôdiakaFanandroanaBaiboly prôtestantaHabakabakaFianakaviam-pitenySimôna avy any KirenaBôlivia1974SeiselyPistisy SôfiaMadagasikara zanatany frantsayFaritra SavaApôkrifan' i JoanySinaNizeriàTaratasin' i Lentolosy1 JonaDidy FoloMpamaritra (fitsipiteny)TorkiaSão PauloMpanoritraFlavio GiojaFiteny bengalyBibilavaGabônaFamadihanaDChauvac-Laux-MontauxSalamon' i SalômônaGeorges AndriamanantenaBokin' i JeoNinheira🡆 More