Ovy

Ny ovy dia zavamaniry misy vodiny azo hanina sady be tavolo, mitovitovy endrika amin’ ny vomanga.

Antsoina ihany koa hoe ovimbazaha ity zavamaniry ity. Solanum tuberosum ny anarany ara-tsiansa.

Ovy
Ovy (vodiny)

Ny vodin’ ny ovy dia isan’ny foto-tsakafon’ ny ankamaroan’ ny mponina amin’ ny faritra manana toetany antonony. Zavamaniry afaka velona mandritra ny taona ny ovy. Ny tahony, izay mety mahatratra iray metatra, dia afaka mitsangana na mandady. Maranitra ny raviny ary miloko fotsy na volomparasy na anelanelan’ izany ny voniny. Afaka mamoa misy vihiny maro ny ovy. Ny tahony sy ny raviny ary ny vodiny dia misy karazana alkalôida mahafaty atao hoe sôlaninina.

Ovy
Ravin' ovy

Avy any amin’ireo tendrombohitra Andy amin’ ny faritr’ i Pero ny ovy, any amin'ny tapany atsimo-andrefan' i Amerika Atsimo, ka efa fantatry ny olona tao hatramin'ny 8 000 taona lasa ny fampiasana azy.

Ovy
Vonin' ovy
Ovy
Voan' ovy

Tamin’ ny taonjato faha-16 izy vao nampidirin’ ny Espaniôla tao Eorôpa. Niely haingana tany amin’ ny tany manana  toetany antonony ny ovy, ary tamin’ ny fanombohan’ ny taonjato faha-18 vao tafiditra tao Amerika Avaratra ny fambolena azy. Tamin' ny taona 2015 dia firenene 150 mahery no mamboly azy eran' izao tontolo izao.

Jereo koa

Tags:

TavoloVomangaZavamaniry

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Horatio Herbert KitchenerAbdellatif FellainiHelodranon' AmpasindavaAprily2005NôrvezyAostraliaMoritz Anton CappellerNampula (faritany)EntimilazaOlombelonaSoisaSeptoajintaJinyLouis-Claude VincentAnjara asa (fitsipiteny)Vanim-potoana mesianikaFiraisana ara-nofoBagdadSômalia22 NovambraAchunRobert MugabeJeôrjiaVladimir LeninZon' olombelonaNy Soratra Masina - Fandikan-Tenin' ny Tontolo VaovaoDurrësArsène WengerHuai'anRambondanitraLouisianaTrombaRoman PavlioutchenkoAntandroyMir Alisher NavoïLisitry ny zavatra madinidinika 7001-8000Leonid BrezhnevVeliranoRosiaThe Beatles2022IrlandaLazaina (fitsipiteny)Ekôsy2009Bob HopeBrienne-sur-AisneViratyFiteny ôfisialyNanjingBelo HorizonteMadagasikaraPôlitikaDinan' i VarsoviaAC/DCBaskin-RobbinsRazana (finoana malagasy)Masindahy NikôlaBergicourtVoltaireAnglikanismaMalakiaFiteny pôrtogeyZoma masinaHypertext Markup Language2020CuambaMoctezuma IIJodasy IskariôtaAbaré🡆 More