Kleôpatra Vii

Kleôpatra VII na Kleôpatra VII Filôpatôra na Kleôpatra VII Tea Neôtera Filôpatrisy dia mpanjakavain' i Egipta avy amin' ny dinastia lagida nanjaka tamin' ny taona 69 hatramin' ny taona 30 tal.

Kleôpatra VII
Kleôpatra Vii
Ankapobeny
Anarana Kleôpatra VII
Teraka 1 Ôktôbra 68 tal. J.K.
Maty 10 Aogositra 29 tal. J.K.
Fiaviana sy ny andraikitra
Asa :
  • mpanao politika
Fiainana manokana

J.K. niaraka tamin' ireo vady sady anadahiny, dia i Ptôlemaiôsy XIII sy i Ptôlemaiôsy XIV, avy eo niaraka tamin' ilay jeneraly rômana atao hoe Marko Antônio (latina: Marcus Antonius).

Teraka tamin' ny taona 69 na 68 tal. J.K. izy ary maty tamin' ny taona 30 na 29 tal. J.K. Amin' ny teny grika dia atao hoe Κλεοπάτρα Θεὰ Φιλοπάτωρ / Kleopatra Theà Philopatôr (izay midika hoe "Kleôpatra Andriamanibavy Tia Ray"); avy eo Θεὰ Νεωτέρα Φιλοπάτριϛ / Theà Neôtera Philopatris (izay midika hoe "Andriamanibavy Tia ny Tanindrazany"). I Ptôlemaiôsy XII Aoletesy no rainy. Ny vadiny dia i Ptôlemaiôsy XIII Teôsy Filôpatôra, i Ptôlemaiôsy XIV, ary i Marko Antônio. Ny zanany dia i Kaisariôna, i Kleôpatra Selena II, I Aleksandra Heliôsy, ary i Ptôlemaiôsy Filadelfôsy.

Nandray anjara tamin' ny ady an-trano nifanandrinan' i Marko Antônio amin' i Ôktavo i Kleôpatra ka resy tamin' ny ady tao Aktioma tamin' ny taona 31 tal. J.K. Izany fahareseny izany dia nahafahan' ny Rômana nanafika sy naka an' i Egipta, ka tapitra teo ny vanimpotoana helenistika. Malaza noho ny nisakaizany tamin' i Jolio Kaisara avy eo tamin' i Marko Antônio, izay samy niterahany, i Kleôpatra VII.

Jereo koa

Rohy ivelany

  • Ao amin'i Freebase: [1]
Kleôpatra Vii 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

Dinastia lagidaEjipta tamin'ny Andro TalohaMarko AntonioPtolemaiosy XIIIPtolemaiosy XIV

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

AristôtySoratra MasinaFaritra DianaGoogleAbidyEtazoniaFianarantsoaArgonautes1971Vintana (finoan-drazana malagasy)AdimizanaSakramenta ao amin' ny prôtestantismaAlemainaAndriantompokoindrindra (foko)LalànaPrôtestantisma eto MadagasikaraFanahy MasinaRepoblika MalagasyPlotoFanavaozana prôtestantaZavaboaryMisiona Evanjelika Teratany eto MadagasikaraBezanozanoTsy feteza-matyAndevo (teto Madagasikara)Bokin' ny MakabeoBaiboly amin' ny teny malagasyAsa (mpanjakan' i Jodà)Mpampiankin-tenyReniranoEtikaNizeriaRazafinimanjaka RaketakaSokelaFiteny aostrônezianaDokuWikiMasikoroLisitry ny gazety ao MadagasikaraFanahyAlakaraboZhuge LiangAljeriaSinaFiteny antemoroKristianismaAngatra (aretina)03 janvier 2016Fahefana Avon' ny TetezamitaEvanjelin' ny Roa ambin' ny foloFiteny betsimisaraka avaratraFivarotana andevoNofyFaritanin' i MahajangaTantaraTendrontany AvaratraFoko folo veryFiteny kôreaninaPaska jiosyMiora Andrialalaina FlorlysMenalambaNtaoloVitaly LagutenkoAbidy malagasyRavinala1167OurenseTwitterKantoVoahangy🡆 More