Fizika

Ny Fizika (avy amin' ny teny grika φυσις midika hoe zavaboary na natiora) dia araka ny haiendri-teniny ny siansan'ny zavaboary.

Amin' ny dikany amin' ny ankapobeny na amin' ny heviny voalohany, ny fizika dia fahalalàna ny zavaboary; io no hevitra nomen' i René Descartes sy ny mpianany Jacques Rohault sy i Régis. Ny fizika dia taranja mandinika ny zavaboary, ary ny tanjony dia ny mamantatra ny hetsiny sy ny fiasany.

Fizika
Ny astrônaoty eny amin'ny habakabaka dia miara-milatsaka amin'ny Tany
Fizika
Tselatra

Ny fizika dia anisan' ny taranja akademika tranainy indrindra fantatra. Betsaka ny taranja mampiasa ny siansa fizika, toy ny eketrônika, ny hainkintana na koa ny mekanika; nandritra izay roa arivo taona izay, ny fizika dia teny mitovitovy dika amin' ny filôzôfia, ny simia, ary sampan' ny matematika ary ny biôlôjia; fa nandritra ny revolisiona siantifika tamin' ny taonjato faha-16, ny fizika dia nivoatra ho lasa siansa manokana. Fa na izany aza nefa, amin' ny taranja sasany toy ny fizika matematika na amin' ny simia koantika, sarotra avahana ny fetran' ny fizika.

Jereo koa

Rohy ivelany

Fizika 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

René DescartesTeny grikaZavaboary

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

AurangzebFanandroanaZanatanin' i Madagasikara sy ny tany miankinaMenalambaLisitry ny filohan' i MadagasikaraBokin' ny MakabeoFiangonana Loterana MalagasySakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaVintana (finoan-drazana malagasy)Tolom-bahoaka tamin' ny 1947GrenadyVarotraFiteny aostrônezianaFanekem-pinoanaPort-au-PrinceAlakaraboConteville-lès-BoulogneFivavahan-drazana afrikanaMerinaWellington PointNtaoloSorabeTiffany MynxAbidy malagasyKanadaLalànaFanahy (kolontsaina malagasy)Baiboly katôlikaTsinyEpistily voalohany ho an' ny KôrintianaTovona (fitsipiteny)Adimizana74Eglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)Razafinimanjaka RaketakaFihavananaTontolo iainanaMetôdiôsy avy any ÔlimpôsyBoky voalohan' ny Makabeo(28353) ChrisnielsenAnjara asa (fitsipiteny)Murah Andrialalaina FlorlysFahefana Avon' ny TetezamitaFiteny sakalavaTodyAnamalahoTanalaFiteny antemoroTantaran' i EtazoniaAlohotsyFoko eto MadagasikaraEzekielaRakibolana1997EorôpaLloyd KaufmanSakafo malagasyReniranoFaritra Atsimo-AndrefanaKabary tera-baoArgonautesTanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaFamadihanaAntsirananaSiansaSôlômônaFoko folo veryWiki FoundationApôkalipsin' i Petera🡆 More