Fahasalamana

Ny fahasalamana dia toetra ara-batana sy ara-tsaina ary ara-piarahamonina, ananan' ny olona salama, izay tokony ho hita amin'ireo zava-boahary rehetra indrindra ny olombelona, izany hoe na fahasalamana ara-tsaina na ara-batana dia samy azo faritana amin' ny zava-boahary manana aina, mifono nofo sy ra avokoa.

Dokotera na mpitsabo no fiantsoina ireo olona manam-pahaizana momba ny fahasalamana, ary ankehitriny dia misy ny fikambanana iraisam-pirenena misahana ny fahasalamana toy ny Fikambanana erantanin' ny fahasalamana na ny hoe "Organisation Mondiale de la Santé (OMS)".

Fahasalamana
Sary famantarana ny fahasalamana

Jereo koa

Fahasalamana 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

DokoteraFikambanana erantanin'ny fahasalamanaOlombelonaOlonaRa

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

TsimihetyPrôtônaAkanga17 DesambraFitsarana faranyDavid HalpertNjakatianaOmbiasaZanak' Andriamanitra (kristianisma)EuronewsFamadihanaBailleul-lès-PernesRoy (zavamaniry)AntanosyZanatanin' i Madagasikara sy ny tany miankinaRadama VoalohanyMakoaFiteny antesakaDavid Ben-GurionX-SAMPAAngleteraFangitra ara-jeografiaChicago1592PergamôsyManalalondoMahajangaMississipi (renirano)MozikaCalonne-RicouartNy valanaretin'ny coronavirus eto MadagasikaraFisoronana sy fanalana vintanaLongueville, Pas-de-CalaisBootjack, Kalifornia430FanambadianaToronto1997Oigoro (vahoaka)Horatio Herbert KitchenerTantaran' i MadagasikaraSavoaTendryZairaBokin' i IsaiaBodisma vajraianaBezahaZavonaLouis-Claude VincentGidroSkopjeBoris Kerner30 JanoaryAndriandranando (foko)Asan'ny fiangonanaISO 3166-1Kabary famangianaTsinyEdenaBanto (vahoaka)shantouMontigny-sur-AubeBokin' ny Mpaminany 12Fiteny frantsay1946Alakaosy19441957AdijadyMalagasy (vahoaka)AntsirabeRabibyAndriamasinavalonaBrisbaneElon MuskFatrana🡆 More