Barack Obama

Teraka tamin'ny 4 Aogositra 1961 tany Honolulu, any Hawai, filoha faha-44 an'i Etazonia i Barack Obama.

Zanaka Kenianina mainty sy amerikanina fotsy avy any Kansas, i Barack Obama ny filoha afrô-amerikanina voalohany indrindra any Etazonia. Ary nanatanteraka ny nofinofin'i Martin Luther King izy.

Barack Obama
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka biôgrafia ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Barack Obama
Barack Obama I Barack Obama sy ny soniany

Tantaram-piainana

Teraka tany Honolulu (Hawai) i Barack Obama, ary lasa nipetraka tany Indonezia, nahazo diplôma tany amin'ny Oniversite ny Columbia sy any amin'ny faculté ny Harvard. Tamin'ny 1990, izy no amerikanina mainty (afro-american) voalohany nitondra ny Harvard Law Review. Mpiasa ho an'ny fiaraha-monina (community organizer, amin'ny fiteny anglisy) any amin'ny faritanàna atsimon'i Chicago tamin'ny taona 1980-1990, ary avy eo izy lasa mpisolo vava amin'ny zo taorian'n nahavitan'ny fianarany tao Harvard. Nampianatra ny zo ara-lalam-panorenana izy tany Chicago tamin'ny taona 1992-2004.

Tags:

4 AogositraAmerikaEtazoniaKansasKeniaMartin Luther King

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

1431Bokin' i DanielaAveloKyivKodiarana200317 MartsaPalmdale, KaliforniaFivavahanaPer Brinch HansenFiraisana ara-nofoMerinaDokuWikiRalaimongo JeanToliaraFibebahanaFanahy MasinaSoavalySeha-pihariana faharoa439Abbasabad, MazandaranFifohazana (kristianisma malagasy)2007Tantaran' ny kristianismaZanahary (finoan-drazana malagasy)RKôlômbia1888HoditraJodaismaAberdeen, South DakotaLisbonBokin' ny SalamoSeptambraJean NarivonyIndiaTestamenta TalohaFokon' i DanaFamadihanaLisitry ny teny ampiasaina amin' ny haitenyFanjanahantanyLloyd KaufmanSakalavaLisitry ny filohan' i MadagasikaraAsabotsy5 AprilyRadama IIISO 3166-1Fahefana Avon' ny TetezamitaFanandroana malagasy1954SinaNosin'ny PaskaKor'any1963MarovatoDidy FoloFiteny malagasyAlakaosyAntandroyFahababoana tany BabilônaIsraelyPaoly (apôstôly)Hindoisma eto MadagasikaraSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaSikidy malagasy748Fiainana aorian' ny fahafatesanaVanim-potoana kristianaEzekiela🡆 More