Aritmetika

Ny aritmetika dia sampan'ny matematika misy ny teôrian'ny isa mampiasa ny fomba fanaon'ny jeometria aljebrika sy ny teôrian'ny vondrona.

Amin'ny ankapobeny, ny aritmetika dia voatonona ho "siansan'ny isa". Ny fihavian'ny teny aritmetika dia avy amin'ny teny grika « αριθμός » (arithmos) misika "isa".

Ny aritmetika atao hoe tsotra dia ny fifanampiana, ny fizarana, ny fampitomboana ary ny fanalana.

Karazan'isa ampiasaina amin'ny aritmetika

    Mila itarina ity fizarana ity.
  • Aritmetika  : Ny tsimivaki-nanahary (Aritmetika ).
  • Aritmetika  : Ny manontolo relativa (Aritmetika )
  • Aritmetika  : Ny isa tafolo, isa ampitomboana amin'ny Aritmetika 
  • Aritmetika  : Ny isa voasaina rehetra azo soratana. Ny isan'ny tafolony dia mety tsiefa, fa tsy maintsy miverimberina. Ohatra : Aritmetika .
  • Aritmetika  : Ny isa voatsapa, ao amin'io sokajy io daholo ireo isa izay tsy mihiditra ao amin'ny sokajy hafa notononina teo aloha. Ao ohatra ny isa toy pi, Aritmetika  na ny isa volamena.
  • Aritmetika  : Ny isa haro, dia isa voatsapa ampiarahana amin'ny isa sainina. Ny isa voatsapa dia soratana toy ny isa tsotra, fa ny isa sainina soratana amin'ny litera Aritmetika  na Aritmetika  amin'ny elektironika sy fizika.

Ny isa haro izay dia mitondra ny endrika Aritmetika  ; ao amin'io endrika io, Aritmetika 

Aritmetika 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Filazantsara araka an' i LiokaEpistily katôlikaKainaAntheuilCaspar David FriedrichNGC 4448Ady Lehibe VoalohanyFitsipiteny malagasyJapànaVincenzo Rosati(11569) VirgilsmithTeófilo CubillasNoritake TakaharaHoover, AlabamaRicardo NeumannFiarahamonina7 AprilyLewis RickinsonFanavakavaham-bolon-koditraMizana (fanandroana)Amsterdam, OhioFamakafakana ny BaibolyDidy FoloArchie W. StraitonLuiz Inácio Lula da SilvaArkôntikaAlahamadyJang JinChamprond-en-GâtineBokin' i EzekielaAsombola18994 JonaJiosy araboAsabotsyPithampurAngôvoFiteny indô-eorôpeaninaLilongweFilazantsara miafin' i MarkaFiloham-pirenena sy mpanjakan'i MadagasikaraCarey, OhioRadama VoalohanyServiès-en-ValLa Ferté-ChevresisChun Doo-hwanMartin Luther KingFilazantsara araka an' i JoanyLoyall, KentuckyArkônta (gnôstisisma)WikibolanaFanjakana MitambatraGuelphGuiratingaDemôkrasiaBaiboly protestanta amin'ny teny malagasyBerry-au-BacHermann OberthFifandraisan-davitraFanabeazanaVincent KompanyFanandroana malagasyFivavahan-drazana malagasyRepoblika Demokratika MalagasyAdy Lehibe FaharoaFiteny araboFaritra DianaFady (malagasy)🡆 More