Olombelona

Ny olombelona dia karazana biby hominide mandeha amin' ny tongotra roa.

Ny olombelona dia malaza amin' ny fahakingan' ny sainy, ny fomba amam-panaony, ny fiteniny, ary ny fandrindrany ny tontolo iainany.

Olombelona
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Olombelona
Olombelona

Ny olombelona dia zavaboary miavaka amin' ny rehetra noho ny fananany saina handinika, vatana itoeran' ny hery ary ny fananany fanahy hahafantarana ny tsara sy ny ratsy nany tokony hatao sy ny tsy tokony hatao eo amin' ny fiainany. Ny olombelona dia fiatambaran' ny vatana, saina, fo, ary fanahy

Tags:

BibyFiteny (heviny mivelatra)HominideTontolo iainana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

NGC 4448Markus NetelerEpistily ho an' ny HebreoFitenim-paritra malagasyOscar García JunyentKelsôsyAntsirabeLalan-jazaAntefasyAmbohidrabiby540TsiomekoAubersFoko eto MadagasikaraISO 4217LitorjiaGabônaEpistemôlôjiaAngôvon'ny masoandroJames F. ReillyZivaAngovo azo havaozinaMarolafy (jeômetria)FanabeazanaAntananarivoAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaWiki FoundationJoseph Monier4 Oktobra1973JapànaBoissey, AinAlandurBokin' i MôrmônaWaseca, MinnesotaKristiana tamin' ny taonjato voalohanyWasnes-au-BacAngatra (aretina)Fanasan' ny TompoVolahavana GermainePlano, TexasRicardo NeumannISO 3166-1BibyMistery masinaHerinaratraDidy FoloCambon-et-SalverguesIbitingaHipôlito (mpanoratra)Frank LebœufTantaran' i MadagasikaraJerosalema1218NGC 1090Fady (malagasy)Baiboly prôtestantaNishapurHasina (hery tsy hita maso)AndriamasinavalonaSiramamyBroney2011Industry, KaliforniaIsraelianinaLisitry ny zavatra madinidinika 11001-120001899Charles Franklin KetteringArthur Henfrey🡆 More